manaƓna daoly!
za ndray lou ra ny hevitro dia arakaraky ny tsirairay ihany io! marina fa samihafa ny "contexte" nisy t@ zany sy @ zao ka tsy tokony ho raisina ara-bakiteny be fa mila mahay mijery ny fahamarinana sy ny fomba anaovana actualisation ao anatiny koa nefa!
vakio ao @ Romana 14: 14-18 (lava be fa zafady! :)) samy manana ny maharesy lahatra azy io, fa refa ny fanompoana sy ny fitiavana an'Andriamanitra no antony tsy hihinanana kisoa na hihinanana, tsy hanambadiana na hanambadiana...sns, dia tsy misy tokony ametrahana olana! ra tsy hoa tena lasa fahotana mints nga le zavatra atao!