fitaizana zanaka
21. nirinkosoa
(
14/09/2007 10:23)
Ny zanako aloha mbola miaramatory @nay e!
Refa fotsiny hoe te hifampikarakara zahay :lol:dia akisaka maka sisiny fotsiny izy dia averina eo afovoany izy rehefa avy eo,
Refa fotsiny hoe te hifampikarakara zahay :lol:dia akisaka maka sisiny fotsiny izy dia averina eo afovoany izy rehefa avy eo,
22. sipagasy
(
14/09/2007 15:52)
mmhhhh tena tsy mety izany zaza miaraka dodo @ ray aman-dreny izany kannn, tsy mety mihintsy, nefa moa ny ankamaroantsika malagasy dia tahaka izany aby.
Nga akia tsy manana ny efitranony izy?
Ary raha hoe hiresaka na hilalao @ zaza izany dia tsy ilaina akory manao fitenin-jaza fa manjary mandiso ny fomba fahenoiny ny 'son'/feo izany. Maro ny boky azonao vakiana mikasika izany aloha e! , fa asa mbola sahirana kely @ fidiran'ny mpianatra ngamba i sakaizakely ka tsy tonga hanampy antsika hitapatapak'ahitra ato!!!;-)

23. ftma
(
14/09/2007 20:42)
misy zaza fetsy be dia mody mitomany dia lasa koa ny RAR maka azy dia miara-matory ao, raha manaiky izany foana ianao dia lasa zatra ilay zaza ka tsy mahasaraka. ilay ihany ny mba hahaizany matory irery, na miray trano aza mba atao @ fandriana manonkana.
24. tsaramaso
(
15/09/2007 03:25)
Waaoooo!!!! rehefa misy tsy mahay mamaky teny nanao hoe "kosoa = kisoa" dia nanjavona koa i melody !!!! iiiiiiii
fitaizana zanaka ve ??!!! tady ho lalan-kitan-kosoa izy zany !!! hahahaaa!!
fitaizana zanaka ve ??!!! tady ho lalan-kitan-kosoa izy zany !!! hahahaaa!!
25. Fiffi
(
15/09/2007 07:56)
sipagasy:raha mba farafaharatsiny hoe le zaza mbola tena kely iny anatin'berceau-ny angamba....fa efa 16 volana ve de mbola hiaraka hatory am RAD-ny foana ? :roll: (heu...nefa moa raha ohatra ka tsy misy efitra natokana ho azy....
mmhhhh tena tsy mety izany zaza miaraka dodo @ ray aman-dreny izany kannn, tsy mety mihintsy, nefa moa ny ankamaroantsika malagasy dia tahaka izany aby.
26. nirinkosoa
(
20/09/2007 12:27)
Matory niaraka tànay foana ny zanako hatr@izy kely dia efa zatra sady mbola efitra tokana iany ny anay hatr@zao dia aleoko izy ampatoriana miaraka @nay
Tsaramaso anie toa efa nohanin'ny olona tao @le lohahevitra hoe "ratsy ny silamo fa ialao" dia heveriko fa efa lasa ... aleo tsy ho tohizana e!
Tsaramaso anie toa efa nohanin'ny olona tao @le lohahevitra hoe "ratsy ny silamo fa ialao" dia heveriko fa efa lasa ... aleo tsy ho tohizana e!
27. sipagasy
(
20/09/2007 19:14)
ppffff tsaramaso mahonena ahy ity ianao e!!! very antoka be ny fisianao ety an-tany klehhhh:twisted:
28. tsaramaso
(
20/09/2007 19:26)
klehhhhhh!!!!!!! tandremo ny tenanao sô de enao no very miaraka @io devoly mena maso io !!!!! klehhhhh!!!!!
29. NIRIMAHEFA
(
27/09/2007 07:57)
nirinkosoa:
:roll:ahoana no mety atao raha te hanana zanaka hendry?
ahoana no tsara atao raha tiana ho to teny @ zanaka?
Inona avy ireo kilalao mety iarahan'ny RAD sy ny zanaka atao?8)
raha te hanana zanaka hendry ianao dia ny voalohany dia ianao radreny aloha no mila manana fahendrena satria ianao no fitaratra an'ilay zaza
ra te ho to teny am zanaka indray dia manaova zavatra tsara eo imasony ianao indrindra moa tsy mamitaka azy am zavatra ampanantenainao azy nefa tsy misy
30. nirinkosoa
(
27/09/2007 12:27)
:lol::lol:marina zany ary efa miezaka zahay mitondra tena tsara hanany toetra tsara, ny ezaka no atao fa ny fanaperana tsy misy ra mbola eto an-tany:oops::oops::lol::lol:
31. miraymel
(
26/11/2007 05:46)
_ mila affection avy amin'ny ray aman-dreny ny zanaka na firy taona izy na firy taona, tsisy tsy mahalala an'izany
_ tsy azo bedesina eo am-piresahana ny zanaka, manjary lasa tsy mitantara ny fiainany amin'ny ray aman-dreny tsony izy, lasa ny namany sy ny manodidina hafa no hilazany ny mba tsiambaratelony, nefa ny ray sy reny no tsara toerana indrindra hahalala an'izany
_ tsy fehezina be loatra
_ de ny zazakely mila kapohina sy mila fahatahorana ny ray aman-dreny mbola kely
_ fa ny adolantsento tsy tsara raha kapohina fa sazy no tsara atao azy toy ny privé de tv...
_ de mba mijerijery documentaire marim-pototra isika ray aman-dreny, avy amina dokotera (psychologue...) sy ny tariny satria tsy amin'ny tsy misy dikany akory ny nianaran'izy ireny, de mba mitsiditsidika internet hitaizana ny zanantsika, de mahereza e