Afganistan

1. sitlo ( 07/09/2007 03:59)
Resaka thaliban sy Ben Laden ary terorista no nahalalako ny fanafihana tany Afganistan.
Fa raikitra ny adihevitra omaly. Fa kay ve ka mpanondrana drogue be, manoatra noho i colombie i Afganistan eh. Io hono no tompon'ny 90% maherin'ny tsenan'ny opium era-tany. Mba tara indray aho tamin'iny.
2. fasaly ( 07/09/2007 05:32)
zaho koa tara! neveriko fa jamaik no mahery amin'io zvtr io...:-P
3. Fiffi ( 07/09/2007 05:47)
zany no mampatanjaka azy :{:{:{
4. simplex ( 07/09/2007 09:37)
Fiffi:
zany no mampatanjaka azy :{:{:{
efa nitolona t@ Afghan nga i Fiffi? :P
5. ravatorano ( 07/09/2007 10:54)
simplew>fifi
6. Fiffi ( 07/09/2007 11:13)
simplex:
efa nitolona t@ Afghan nga i Fiffi? :P
an3 kah ! fa heno eran-tany io koh !


7. lapino ( 07/09/2007 11:53)
sitlo:

Resaka thaliban sy Ben Laden ary terorista no nahalalako ny fanafihana tany Afganistan.
Fa raikitra ny adihevitra omaly. Fa kay ve ka mpanondrana drogue be, manoatra noho i colombie i Afganistan eh. Io hono no tompon'ny 90% maherin'ny tsenan'ny opium era-tany. Mba tara indray aho tamin'iny.

aiza koa moa no ahalalana raha pretexte fotsiny ny terorista sy Ben Laden, fa io sy Iran no tena antony amenoana miaramila ny tanàna :^)

8. kiadi ( 07/09/2007 16:04)
zah no mahery amin'io ko!! :-D:-D:-D
9. sitlo ( 08/09/2007 15:46)
Dia tsy hay intsony. Ny Iranianina efa tafaresaka tamiko aloha tena cool be daholo eh.
Ny vola azo angamba hividianana fitaovam-piadiana ka. Fa ilay fitaovam-piadiana fotsiny no hay hoe avy aiza sy avy aiza.
Mety ambolena opum ve ilay tany ngazana be any Madagasikara ireny? :lol:
10. Samoana ( 08/09/2007 20:20)
izany afganistan izany fony lycéen no nahalalako azy de hoe désert be ! Tsy neritreretiko ahadomelina be toy izao:-D
11. naughtyboy ( 14/09/2007 10:12)
toerana nampikotranany be kintana reo al -Qaida fahiny e androahina reo roskov nifehy ny varotra opium kanjo nony lasa reo communist de bin laden no nahazo ny fony taliban(rasil efa tsara hofana daoly fa nila spons kely fotsiny famatsina fitaovampiadina)de raikitra @ zay ny ainga ny 2 tonta,nefa ra jerena tsara ny firenena tandrefana sy namany manakarena ao azia no mpanjifa b ndrindra ny opuim..cercle vicieux:°)8-)safidiny lerony mo ny ifamonomono @ resaka daina ka atao ahoana
12. Herimiafina ( 08/10/2007 20:14)
Ito ary le izy!
http://news.yahoo.com/s/nm/20071008/wl_nm/afghan_drugs_dc

:^):@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6771