aza mba tratranizao iany
1. boubounezy
(
05/09/2007 09:46)
http://video.tagged.com/?v=2MywIXWPh
novalian'i boubounezy ny 10/09/2007 14:34
4. boubounezy
(
05/09/2007 11:10)
sa tantaraina v @ njy lé izy diams ra tsy afaka mijery njy e!:-D:-D
8. mamzelkely
(
05/09/2007 13:23)
kay hihihi io efa hitanay tany atrano izy io fa az atratrany marina alou ee :lol:
9. mandrindra
(
05/09/2007 13:56)
sahala amin'ny nahazo an'i jibril cissé tamin'ny fihaonana ampirahalahina nataon'i frantsa sy ny kelimaso io. en direkta tamin'ny fahitavitra no nahitako azy
12. ikaretsaka
(
05/09/2007 17:08)
ity no tena hoe tandremoooo
http://www.metacafe.com/watch/768190/funny_tennis/
http://www.metacafe.com/watch/768190/funny_tennis/
13. boubounezy
(
06/09/2007 00:33)
ikaretsaka aza voanio fona alou ny lazaiko é!:-D:°):°):°):°):-D:-D
