tononkalo

1. sitlo ( 03/09/2007 08:47)
Ahoana kay no atao raha tsy tia hahazo hafatra any amin'ny mailaka hoe "nisy nametraka tsikera ao amin'ny tonokalonao".
Atao Block Email Address ve? :-D
novalian'i sitlo ny 10/09/2007 14:29
2. mamzelkely ( 03/09/2007 11:13)
aza manao tononkalo tsony no tena tsara :-P:-D:-D (sangisangy zany aaa):-D:-D
3. dadie ( 03/09/2007 11:33)
manana tonokalo ato aga i stilo ametrahako tsikera d otonga any aminao ny hafatra ;-)
4. fasaly ( 03/09/2007 11:35)
dadie: draissss jereo any ho any fa mirima be tsy misy tahaka izany mitsy:-P
5. mamzelkely ( 03/09/2007 13:15)
fasaly mampitomany be le poeme nataony ko :? :-D:-D:-D
6. fasaly ( 03/09/2007 15:08)
de mampatory be mitsy:-D
7. sitlo ( 07/09/2007 10:03)
:oops:
8. fasaly ( 07/09/2007 14:36)
:wink:
9. kelly13 ( 08/09/2007 18:11)
za tsy mamaky, nefa te hanisy tsikera :x
10. sitlo ( 08/09/2007 18:21)
Tsy koah fa efa nataoko tamin'ny fomba tsotra. Ny mahagaga ahy ange dia ny namana misy safidy, ny blaogy misy safidy, fa le tononkalo tsy misy.
11. fasaly ( 09/09/2007 16:33)
laingako zany fa raha mitohy ny tonokalo n'i sitlo dia mi rima tsara efa ho mpanao rap....:-P
12. hery ( 10/09/2007 07:36)
Hay mbola tsy novaliako teto ity fa novaliako antsaina fotsiny.

Hevitra mety io ary inoako fa hatao ato ho ato.

hery
13. sitlo ( 10/09/2007 14:29)
ok hery

lol fasaly
lol kelly13
lol mamz
lol dadie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423