stretch

21. ari.malala ( 04/09/2007 13:53)
bonanif stretch, d miala tsiny fa tara train lalandava e!
22. sasa ( 04/09/2007 14:14)
bon annif i stretch hi hi hi za koa tara train foana koa :-*:-*
23. Stretch ( 05/09/2007 17:32)
Misaotra betsaka ry reto a !
tena nanganoano be ny masoko
efa kely sisa de saiky latsaka ny ranony :D
mankalaza e !
androany zany io vao feno le taona an !
fa aza miala tsiny,
tsy nitsahatra naneno ny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/m_mobile011.gif[/IMG]
24. kelly13 ( 05/09/2007 18:08)
za kou tsy nahatratra train fa d zoaiézaniversera njy stretch kely a:-*:-*:-*
25. fahamarinana ( 05/09/2007 18:24)
:arrow:Hatraty io tara masinina io foana e,arabaina tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao ry strech.....Dia ahazo izay irina e,ho tonga amin'ny tanjona izay katsahana...(l)
26. Stretch ( 05/09/2007 18:34)
kelly kelly ,
stretch kely angà ?
:-*
misaotra e !
(l)

zé tara masinina mandé tongotra am lalamby :°)
kay mi stretch tsaratsara ny ranjony :°)
27. fahamarinana ( 05/09/2007 18:46)
Stretch:

kelly kelly ,
stretch kely angà ?
:-*
misaotra e !
(l)

zé tara masinina mandé tongotra am lalamby :°)
kay mi stretch tsaratsara ny ranjony :°)

:arrow:Ka zay mihintsy no nahatara ahy fa mbola nandeha tongotra tamin'ny lalam-by kouh.:-D(l)

28. kelly13 ( 06/09/2007 18:24)
stretch b zany aza e, :°):°):-*:-*
29. sitlo ( 07/09/2007 03:53)
:lol: azafady oh. Aminareo rehetra mihitsy.

Well I'm sorry, I don't remember
All I know is this much ... eminem http://www.dailymotion.com/relevance/search/just+lose+it/video/xw8kv_eminem-just-lose-it_creation
30. kelly13 ( 07/09/2007 16:39)
asio dikanteny oh
31. Stretch ( 07/09/2007 18:32)
nivady ôrera ve aky ry kelly b :-D


sitlo> aber thank's ist cool oder ?

LOVE FOREVER (l):wink:
32. sitlo ( 08/09/2007 15:40)
33. kelly13 ( 08/09/2007 18:06)
:twisted::evil::twisted::evil: tsy mahazo resaka, mi greve ny train ôôôô
34. sitlo ( 08/09/2007 18:12)
kelly13> mitokona ny fiaran-dalamby, dia lasa ilay razoky nankany Toamasina.
35. kelly13 ( 08/09/2007 18:17)
d za adinon'i lery eto antsapanana :°)
36. sitlo ( 08/09/2007 18:23)
tsy lery no nanadino fa nisy niteny ny resevera hoe misy miala oh
37. kelly13 ( 08/09/2007 18:37)
a a a e, adinony za e
38. sitlo ( 08/09/2007 18:44)
tsy adinony izany fa izy ao miandry ampahendrena tsara
39. kelly13 ( 08/09/2007 18:53)
katry lery zany d lasa, fa asio dikanteny na zany aza ka :°)
40. sitlo ( 08/09/2007 18:55)
ilay tononkira ve, aleo aloha teneniko eminem hoe ataovy teny gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5037