maray loha rantsana
1. xxx
(
02/09/2007 11:30)
Manao ahoana daholo ianareo.
Saika mba hanontany hoa za hoe efa nisy tratran'izao aretina izao v, dia inn ny fanafodiny :
Marary ny loharatsana, tanana sy tongotra.
Indraindray ohatran'ny voly, ohatran'ny voan'ny crampe,indraindray tena maray mintsy ny taolana.
Dia tsy afaka mikatona tsara tsony ny tanana depuis 1 ou 2 semaines ngamba zay.
Ny vody tongotra aoriana marary ary ny tampo tongotra ohatran'ny mitady hivonto.
Misaotra mialoha

novalian'i watafon ny 10/09/2007 15:29
3. xxx
(
02/09/2007 12:33)
merci an'i sakaizakely alo namaly e;
ny fahitako azy oh tsisy ra mndalo zany, dia any @ aty tolana any no maray. ohatrany tsy ampy étirement fona.

4. RyAnona
(
03/09/2007 08:35)
mba efa nanantona dokotera ve nareo? Misy nay zavatra tsy azo hanontaniana fotsiny na dia an-telefonina aza fa tsara ny manantona mpitsabo satria ny mety ho sy ny honohono mety hivadika zavatra hafa. Sao rerakabe loatra koa nareo? Ary misy mpanotra mahay koa, nefa na izany na tsy izany dia ny dokotera izay nandalina bebe kokoa no tokony hanantonana sao efa mikainkona daholo ny loharatsana sy ny tongotra izay vao tara loatra e! Izay fotsiny no mba toro-hevitro e! Aza manahy koa ny misotro zavatra be vitamine sy Calcium ary fer toy ny ravim-bomanga hono sa voankazo marokarazany fa manampy...
5. sitlo
(
03/09/2007 08:41)
Vinavinan'ny tsy mahay ny aho an. Ohatra ny signe-na fahabokana izany. Raha izaho ianao manantona dokotera. Mety hoe efa tsy misy intsony ilay aretina amin'izao fa iza no mahalala.
Fa raha vao sitrana amin'ireny hono dia lasa mateza be. hono :wink:

6. xxx
(
03/09/2007 17:23)
Misaotra anareo @ toro hevitra e.
De toute façon za tsy maints oe handalo dokotera fa mba te ahafantatra fotsiny za oe efa nis voan'izany v nareo, d inn ny cause'ny d inn ny fanafodiny.
Nandalo dokotera za fa d fer sy magnesium no tena nomeny ahy hatreto dia ho hita eo ny tohiny e. (mety efa ho lasa dokotera ihany ryanona ka! sinon efa ho mpaminany fa reraka ihany za)
Mety satriko ihany koa zany marary mikaikona vetivety an'io raha hampateza ana lé iz any aorina, sssa?
OK fa d merci @ toro hevitra e.

7. watafon
(
10/09/2007 15:29)
xxx : salama aloaha e !
mety ho pb na nerf tery zany ,na koa insuffisance veineuse, na kou mety ho fiatombohana pb any @ fo satria ilay tongotra mivonto v oedème sa ? ny tsara indrindra dia manatona Dr d manao fitiliana akaiky fa misy tsy milamina ao matoa mivonto ny tongotra !
d mirary soa e !