Tononkira noforonin'i Besa momba ny tolompiavotana
1. Bita (
02/09/2007 08:58)
Sao mba misy mahatadidy ireto tononkira momba ny tolompiavotana ireto azafady:
1) Dia hanao akory ny manaraka a!(2x)
2) Malagasy vahoaka mandresy e mafy be, mafy be
Ireo aloha fa maniry aho fa mbola hisy hahatadidy ireo hira ireo na dia efa t@ (1974) aza hono no nanoratan'i Bessa io voalohany io.
Dia misaotra antsika rehetra e!