tsy hitako zay tombontsoa!

1. Papoose ( 01/09/2007 16:54)
novalian'i booboo ny 03/09/2007 15:00
2. Fiffi ( 01/09/2007 17:34)
http://fr.youtube.com/watch?v=k1sR2fA2Yo0 zah koh akia an ! :{:{ zah kalou de tena tsy tia rap an !
3. kelly13 ( 01/09/2007 18:46)
ié, efa nalefako tary @ dinika manokana izy ty! mbola lasa fona ny saiko oe neken'ny omda v ny tonokira feno teniratsy otran'izao?
4. jimteam ( 01/09/2007 19:23)
Samy manana ny tiany sy ny tsy tiany ny olona. Rehefa tsy tianareo ilay izy dia izay izany fa aza raisina safo be mantsina. Raha mahita rap 1 ro 3 folo 30 zato ratsy ianareo, dia aza miteny hoe ratsy ny faha-101 izay mbola tsy hitanareo akory.
5. Papoose ( 02/09/2007 10:17)
jimteam, za mankafy rap ary tsy hoe ratsy amiko le izy fa explict lyrics tsy hampandroso ny tenany mantsy!
Mino marimarina aho fa tsy hampitombo ny isan'ny cd-ny ho be mpividy iny!
Raha tena mba te hidefany izy de mahita moyen hafa hi-attirena ol fa reny! ridicule be amiko le izy mantsy!

kelly13 azafady fa tsy hitako hoe efa nandeha tany, tsy tokony naveriko teto intsony mantsy raha izany!
6. dongadonga ( 02/09/2007 10:48)
hiran'ny mpifoka rongony :b:b:b:b:twisted:
7. UB40 ( 02/09/2007 12:22)
^:^:miam::miam:[size=19]Lé RAP klou milay é! fa it all depends on your situation; fa ra otran'reny kosa klou lé topic otran'ny tsitako zé tombotsoa é! ![/size]^:^:miam::miam:Enjana bé kosa klou lé topic ry zalà é! loll

8. Papoose ( 02/09/2007 14:01)
marina fa milay ny rap en general ka!

ub40, depends on situations like??? mba omeo ohatra fa tena tsy azoko!

misy mpifoka rongony mirapy hafa fa milay lavitra ny zava-bitany kle!
9. jimteam ( 02/09/2007 14:05)
Ka nareo tsy maharaka ny tantara dia nefa mitsara. Adin'ny samy mpanao rap gasy iny. Dia ireny no fisehony rehefa mihenjana ny tady.
10. diamondra27 ( 02/09/2007 17:05)
de ty koa zany tsy tianareo zao
http://fr.youtube.com/watch?v=-4NAPJ0UUnw&mode=related&search=
nefa misy morale ange @ le izy e!
http://fr.youtube.com/watch?v=0gN_NdnzLns&mode=related&search=mba

zany we: eto le izy zany de te-hanome morale an'le bande le sipa

de aleo asiana an'ty

http://fr.youtube.com/watch?v=qOECNTNLv7o
11. UB40 ( 03/09/2007 02:21)

^:^[size=16]io arakarakin'ny thème ihany no mapilay an'io na maharatsy an'io é!tsy RAP ihany fa na dia Salegy, Kilalaky, Boys band... @ gadona retra² mintsy é! [/size]=))
12. diamondra27 ( 03/09/2007 05:56)
UB40: red red wine ihany wa no tsara raha zany no izy.
De naninona tokoa moa le zalahy iny we? le divay mena zany sisa no mba hany namany ve? Ntsôoooo
13. Papoose ( 03/09/2007 07:17)
jimteam, adina rap gasy tsy mitovy niveau koa zany!
ny ray ambany gorodona ny ray ambony gorodona! tssss:lol:
14. UB40 ( 03/09/2007 13:07)
[size=16]DIAMONDRA27[/size]
:arrow:Red wine, t@lé clip talou bé no misy an\'lery toudé barika bé mintsy, nilozan\'ny sipa; dé fisotrona red wine sisa no mbô hitan\'lery fa mety anadinona azy, tsy haiko we misy tombotsoa vé?, hihihihi=D=((
http://www.youtube.com/watch?v=6TLYioRY4i4


15. diamondra27 ( 03/09/2007 13:23)
hummmmm ahan variana ndray za nijery zy letia e!
toa tsy mirediredy akory lery koa :-D:-D
16. UB40 ( 03/09/2007 14:26)
:arrow:[size=24]@lé clip talou bé lery no mirediredy fa nalain'ny bandy akama ny sipan'lery ka, toudé barika kely; hihihi, fa io lé live dé mbô miara manetsiketsika lou kely klou [size]=))=)):miam::miam:

17. booboo ( 03/09/2007 15:00)
UB40 > aza atao mavo² ilay soratra raha azo atao fa sady tsy hita no tsy voavaky no mankarary maso :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0976