ANARIM

21. sipagasy ( 01/09/2007 07:52)
nomen'Andriamanitra mpaka kitay izany e!!!dia maroroa taiza e!:-*
22. diamondra27 ( 01/09/2007 08:25)
de oviana no hamangy ianareo ry ari.malala?
23. boubounezy ( 01/09/2007 10:01)
za ho avy amangy fa rôvina ny afaka makany.
24. mbaliana ( 02/09/2007 05:17)
arabaina akia ry Anarim nahazo fara aman-dimby e dia maroroa taiza akia.... :-*:-*:-*
25. sakaizakely ( 02/09/2007 08:25)
Faly miarahaba an'i Miranto tonga soa
tsara be ilay anarana, mety misy mangalatra io atsy ho atsy fa apetraho haingana ny droa dôtera :-P

Arahabaina koa i Anarim nahazo zazakely. Dia maroroa taiza :-*:-*:-*:-*
26. dadie ( 02/09/2007 09:45)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
arabaina aki anarim a:-*
NB misaotra nizara ny vaovao aki ari malala a:-*
27. UB40 ( 02/09/2007 10:42)

^:^:miam::miam::miam:[size=24]Waaaaa! miarahab'é!!! ![/size]^:^:miam::miam::miam:
28. ari.malala ( 03/09/2007 14:25)
diamondra27, tokony nakany mints ky za tam sabots fa ts afaka fa nisy contre temps tampoka be fa tsy maitns mbola hiantso anazy iany za de hamangy anazy a!

tsaramaso, mitetateta manin kosa moa za?:-( satria v za ts renin-jaza de ts mahazo mitatitra eto fa miandry anazy miditra zany d izy no miteny hoe za ry reto vangio fa teraka?:roll:

dadie, tsisy fisaorana aky a!:-*:-* hiantso anazy za zao d zao d hampitaiko ny hafatrareo retraretra.
29. sasa ( 04/09/2007 04:58)
dia faly miarahaba izay nahazo zazakely rehetra d tongava taiza daholo hiaraka amintsika lehibe e! otrany Ambinintsoa sy Andy kely
30. Angolaina ( 04/09/2007 06:24)
Arabaina akia nahazo solofo ry Anarim a! de mirary soa ho anareo mianaka de tongava taiza e !! Ento izy @ fihaonana an ! mitombo iray indray izany ny membre ny serasera :lol::lol:
31. lanto ( 04/09/2007 08:26)
Arahabaina izany i Anarim telo mianaka nahatonga vahiny, hitako ery ny hakevohanjiko ao :-p Izay mamangy any dia mba itondray tsongo iray avy aty ho an'ny zàzà de tsônda be ho an'i Anarim :-)
32. ari.malala ( 04/09/2007 13:45)
ko ts hahita loza amzany v ky ry lanto! hanongo zanak'oul? hahaa
33. dadie ( 04/09/2007 19:56)
ari> nanao aona ny zaza efa itandry? salama tsara ny reniny?
34. ari.malala ( 05/09/2007 07:36)
dadie, ts mbola afaka nankany mintsy ky za ko:-( ts maints mbola hoany ah hanao paparazzi fa ts mametra fotoana e!;) fa niresaka t@ tel taminazy ah t@ 03 d salama tsra daolo na ny rainy na ny reniny na le zazà, mafatifaty beu mints ny maheno anazy mikoretaka kely ao anaty tel outsananay malina mafy eeee!
35. dadie ( 05/09/2007 08:44)
oatsan'ny mampite anapy ny efa eo ampelatanana v? :-D:-D:-D
36. ari.malala ( 05/09/2007 14:23)
dadie, :-D:-D:-D:-D:-Dountsssssss! reo aza efa manatabav kouuuu!:-D:-D:-Dny namoaka anre oefa nampiteniteny fona mnts ko ndry ty nga aona:-D:-D:-Dfa ts voraindry nga le hafatra hoe vorain'i Anarim hono ny sms ndry fa ts afaka mamaly tsony izy?
37. Kwasi ( 07/09/2007 01:32)
Dia miarahaba ny reniny sy ny rainy koa izany e. Dia enga anie mbola ho arahinjandry vitsivitsy i Miranto kely. Ilay anarana koa aloha original e.:D:D
38. bimanoa ( 07/09/2007 08:17)
tara indray aho !
arahabaina akia ANARIM nahazo lahy kely a, d maroroa taiza ! :-* torak\' izany koa CAPITOU !
ari.malala - ny mamoaka azy ihany no mampiteniteny fona fa rehefa latsaka angamba efa adino kosa e ! sady ny zazakely mafatifaty foana ! hoziz\' le mpivarotra akanjon\' ankizikely ireny rehefa miantso mpividy izy oe : \" ireto le mampi-te-hiteraka o ! \" mantsy an\' le akanjo !:lol:
39. dadie ( 07/09/2007 21:00)
ari>:-* oay ié voaraiko ka ,aga tsy novaliko dry tamininy dsl tonga ny hafatra fa merci aki a
-kely izy manatataka ing mo?:-D:-D
-leibe izy manatataka posy

bimanoa :-D:-D miandry ny an-droky anay an:-*
40. dadie ( 07/09/2007 21:03)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe10.gif[/IMG]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5406