Ny Teny:sabatra roa lela maranitra ,manindrona???

21. xxx ( 01/09/2007 04:38)
ikaretsaka:

matoa izy mitsimpona dia namaky ny baiboly izy izay

mamaky baiboly izy... ekeko izay saingy izay tiatiany ihany no "tsimponiny"!

Ka inona no olana aminao amin'izany? Mianatra izahay ka mba omeo izay azonay avy aminao .Tsy misy fa atody vaky fotsiny,fa aza faly ny mi-kritika lava,izany ve no atao hoe mpanara-dia an'i Kristy,menatra aho raha izaho no eo amin'ny toeranao.:roll:

niryna:

Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany,fa ny zavatra rehetra dia mihanjajanja sy aharihary eo imason'Izay iafaran'n ataontsika.
=D
22. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:55)

xxx> olana be izany:

"raha izay azoazonao sy tiatianao ihany no inoanao amin'ny resaka finoana, fa izay manahirankirana anao na tsy azoazonao dia modianao fanina na tsy ekenao mihitsy, dia tsy i Jesoa sy Andriamanitra intsony no inoanao fa ny tenanao

Lazainao fa mi kritika anao aho nefa ny zavatra marina sy ny mitranga no lazaiko aminao, tsy hitako izay tokony hahamenatra ahy @ izany!

zahako:


Izany tokoa ange @ izao fotoana izao no miseho e... mamaky baiboly aby zao rehetra izao. . . milaza ny hoe toy izao sy toy izao ny fiainako de lasa toy izao tokoa (ny 98% amin'iny probable fa fitaka an).

Dia avy eo ilay manao tsianjery izay tiatiany tao dia iny @ izay fa mitabataba eran'ny tsena. raha challengena sy anontaniana momban'ny zavatra tsy novakiany na tsy azoazony tao izy ka omena andalana baiboly manohitra ilay noteneniny teo.. ... dia miboredika eo.. dia avy eo mody manozonozona eo, mba tsy hanekeny hoe misy diso na tsy ampy ity zavatra toritoriany ity fa ze tiany ihany no tadiaviny asesika ao an-dohan'ny olona!

Ireny olona ireny koa mahatsapa tena ho misy "manenjika" sy "atao angaredona" foana! izy ireny isaky voa challenge izay ny zavatra toriany ka tsy manana havaly izy. Dia avadiny indray ny resaka hoe misy manenjika misy manenjika izay indray ny resaka dia iny indray no antsointsoiny ...dia miverina indray... ts'isy hafa amin'ilay voalohany...

De miodina cycle eo foana!

Ireny koa dia tsy manaiky ny hadisoany mihitsy rehefa voapetrapetrakao ny arguments nao na ka tsy manana hahalahatra intsony izy!
23. niryna ( 01/09/2007 05:17)
xxx:


Ka inona no olana aminao amin'izany? Mianatra izahay ka mba omeo izay azonay avy aminao .Tsy misy fa atody vaky fotsiny,fa aza faly ny mi-kritika lava,izany ve no atao hoe mpanara-dia an'i Kristy,menatra aho raha izaho no eo amin'ny toeranao.:roll:

[quote=niryna]
Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany,fa ny zavatra rehetra dia mihanjajanja sy aharihary eo imason'Izay iafaran'n ataontsika.
=D

niryna:


Heb 4:2 Fa isika koa dia nitoriana filazantsra tahaka ireny ihany ,kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy satria tsy niharo finoana tao izay nandre

niryna:

Ahoana ity ry ika fa notsimponiko tao anaty baiboliko?
Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy


24. ikaretsaka ( 01/09/2007 05:35)
Niryna.. dia iza no jentsilisa..
sao diso fipetraka indray ilay tsimpona?:wink:
25. niryna ( 01/09/2007 06:05)
ikaretsaka:

Niryna.. dia iza no jentsilisa..
sao diso fipetraka indray ilay tsimpona?:wink:

Manontany anao aho hoe ahoana ity?

26. ikaretsaka ( 01/09/2007 06:27)
dia averiko aminao ny fanontanianao:wink:
27. niryna ( 01/09/2007 15:04)
ikaretsaka:

dia averiko aminao ny fanontanianao:wink:

Izaho aza manontany anao koa.:D


Voalaza teo :
Ahoana ity ry ika fa notsimponiko tao anaty baiboliko?
Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy

Izaho aza manontany anao dia ny fanontaniako indray no averinao. Efa namaky io tenin'Atra ao amin'ny salamo 115 io ve ianao?
28. ikaretsaka ( 01/09/2007 15:50)
ie.. eny tokoa moa izany!io no filamatr'i masera teresa!
fa ny anontaniako anao hoe dia hoe iza no jentilisa eto?
Any an-danitra Andriamanitra ary efa nanao ny sitrapony rehetra tokoa Izy ... fa isika koa ange mila manao ny sitrapony e!
Tsy vitan'ny hoe "misia misia" ny fiainantsika fa "sady mino no miasa ho'zy Md jakoba izay ao @ taratasiny!
29. niryna ( 03/09/2007 03:20)
Izay tsy Jiosy dia jentilisy no hiantsoana azy.
Tsy misy resaka asa izany fa voalohany dia mino satria matetika io asa io no mahatonga ny fireherehana,nahavita izaho aho,na toy izao ny fiangonanay ,na jereo ihany fa nahavita soasns.Nahazo fahasoavana maimaimpoana isika rehetra fa mila mino fotsiny .Io no dingana voalohany fa aza hovaina ny baiboly.

Believe, have a faith:arrow: we will be saved
:arrow:You never go to heaven by our work or by doing this or that =))=))unless we receive Jesus into our heart :arrow: we will go not go to heaven8-)

Mino fotsiny ihany dia hovonjena ianao (aiza izay miteny eo hoe mandehana miasa?),mibebaka ,mifona ny ratsy natao ary dia mandray ny Tompo(Kristy ao am-ponao):arrow: mahazo ny fanjakan'ny lanitra avy eo(aiza koa no fitenenana hoe tsy maintsy miasa?)
30. niryna ( 03/09/2007 03:21)
Inona izany no tadiavin'i Kristy ataontsika?

Vakio ny 2 Pet 1
**Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany ,araka izay ataon'ny sasany ho fahelana,fa maharimpo aminareo Izy,ka tsy tiany hisy ho very fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra 2 Pet 3:9

** Hoy Jesoa taminy:Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana;tsy misy olona mankany amin'ny Ray,afa-tsy amin'ny anarako Jao 14:6

** nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavana izay ao amin'ny Kristy ....mba ho marina izay manana finoana an'i Jesoa. Rom 3:24,26

**Raha miaiky ny fahotantsika isika dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra.1 Jaona 9

** Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana,ary tsy avy aminareo izany fa fanomezana avy amin'Atra;tsy avy amin'ny asa ,fandrao hisy hirehareha Efe 2:9:D:D

For it is by grace you have being saved through faith -and it is not from yourselves, it is the gift of God - not by works so no one can boast Eph 2:9
We are saved by faith not by works or efforts to keep commandments.We must be saved by the grace of God.:arrow:we must receive Christ in order to be saved ,be forgiven of sin (Rom 4:7-8.No amount of self-effort can accomplish the above.
31. ikaretsaka ( 03/09/2007 04:10)
You never go to heaven by our work or by doing this or that unless we receive Jesus into our heart we will go not go to heaven

Ok ary!
dia hoy i Jakoba toko faha 2 raisina @ 14 ka hatrany @ faran'ny boky:
Hamaly koa ny olona hanao hoe: Hianao manam-pinoana, hono, ary izaho manana asa koa. Asehoy ahy hoe ny finoanao tsy misy asa, ary izaho kosa haneho aminao ny finoako amin'ny asako. 19 Hianao mino fa misy Andriamanitra iray; tsara ny ataonao; ny demony koa anefa mino izany, ka mangovitra.
20 Fa moa te-hiaiky va hianao, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy omban'asa?
21 Moa tsy ny asa va no nanamarinana an'i Abrahama razantsika, tamin'izy nanolotra an'Isaaka zanany teo ambinin'ny otely?

Dia iza no inoana? i paoly sa jakoba??:roll:


Raisina ao am-po i jesoa dia tadiavina foana... tahaka an'i masera theresa sy ny asany.

tsy misy olona mankany @ ray afa tsy amin'ny anarako.. yup!fa @ fomba ahoana? jereo io ambany io:
(Joany 6)

Tsy izay tiatiana ihany ry Niryna o! fa izy rehetra!
32. ikaretsaka ( 03/09/2007 04:15)
Ilaina ny fianarana soratra masina fa tsy tsimpotsimponina na raisina an-tendrony, na @ ilay izay tiana ihany..
izany no ianarana Theology fa tsy heo inspire tao ankabone t@ na depliants nisy andalandalan-tsoratra masina dia miala any manao fiavin'ny tafara!
33. fijo ( 04/09/2007 22:23)
izay mihintsy.raha io resaka mitsimpona io ,na za koa aza hafaka manao mpamonany raha izay.
34. niryna ( 06/09/2007 06:29)
ikaretsaka:

Ilaina ny fianarana soratra masina fa tsy tsimpotsimponina na raisina an-tendrony, na @ ilay izay tiana ihany..
izany no ianarana Theology fa tsy heo inspire tao ankabone t@ na depliants nisy andalandalan-tsoratra masina dia miala any manao fiavin'ny tafara!


hevitrao izany fa tsy mba izaho no niteny izany
35. niryna ( 06/09/2007 06:34)
Matetika tsy tia ny tenin'Atra isika satria ilay fahamarinana dia mandratra antsika ka misy ny mbola tanora miliba amin'ny fiainana ka moramora ho azy ny manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.
Hoy ny tompo hoe lazaiko aminareo fa na dia mijery na manana fitsiriritana ny vehivavy any an-tsainareo any fontsiny aza ianareo dia efa namany mijanganjanga.Jereo ny hevitra mitovy amin'io ao anaty baiboly.Maro ireo boky porno,sary vetaveta,feno ny ordinateur ao anaty web maro karazany.Izay dia efa azo tarafina fa hanohitra ny tenin'ATra foana ilay olona satria ny nofo malemy ny fanahy te-hiala kanefa ireo tsy afa-miaraka.
Mampahonena fa dia mila miady amin'ny asan'ny satana ny olona
36. ikaretsaka ( 06/09/2007 14:30)
niryna> ie hevitro izany.. ianao angaha nitsimpontsipona sy inspire teo am-pamakiana baiboly tao @ WC sy t@ depliants nozaraina teny @ subways?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0943