mila vonjy @ sage saari

1. chipoli ( 31/08/2007 06:29)
slt daholo
mila vonjy ry zareo namana isany, sao dia mba misy afaka mampianatra sage saari aminareo namana, izay hifanarahana tsy maninona fa tena maika be
Tsy maninona koa raha misy afaka manoro momba ny declaratiion fiscale sy cnaps
novalian'i rayback ny 04/09/2007 08:12
2. jimmy ( 31/08/2007 11:33)
manorata amiko
3. diamondra27 ( 31/08/2007 15:14)
miresaha koa @ tsiafo1 fa afaka manampy anao izy
de mazotoa
4. rayback ( 04/09/2007 08:12)
chipoli:

slt daholo
mila vonjy ry zareo namana isany, sao dia mba misy afaka mampianatra sage saari aminareo namana, izay hifanarahana tsy maninona fa tena maika be
Tsy maninona koa raha misy afaka manoro momba ny declaratiion fiscale sy cnaps


slt!Fa ligne firy aloha le sage saari nao? Raha te hifandray amiko enao dia manorata @ adiresy ity dimitrivo25 arobase yahoo point fr de any tsika miresaka bb kokoa.Zay fa de bye e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3065