ny gasy
1. kalina80
(
30/08/2007 13:56)
hono ho aho ry reto, fa maninona kay ny gasy no tsy dia sahy mifamboraka fitiavana na mba manao calin kely imason'oul mihitsy? ny ray amandreny aloha no tena manao izany e , ny dadako sy ny mamako angamba ry reto azo isaina @ rantsa tanana ny mba nifanorohanizy ireo teo imasoko an!!!!!!
matetika mantsy d betsaka ireo mpivady na mpisipa gasy no miady na mifaneso sns refa eo imason'oul.Diso aho v? :-D:roll:(l)(l)(l)(l)(l)
matetika mantsy d betsaka ireo mpivady na mpisipa gasy no miady na mifaneso sns refa eo imason'oul.Diso aho v? :-D:roll:(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:16
2. fasaly
(
30/08/2007 14:49)
ka ny dadanao sy ny malan'i kalina mbola tratra ilay fitazàna taloha kan! fa sendra tsy mahita fotsiny toi! fa efa betraka ny gasy tsy manisy gène amzany .....
3. xxx
(
30/08/2007 14:56)
Marina tokoa fa ny gasy d somary discret zany refa mifankatia par rapport ny vahiny.Ndraindray le izy mahafinaritra, indray2mandreraka fa tsy aleo ve alou zany toy izay le mifanoroka tady anao inona irony erfa mifankahita na aety andalambe aza e
4. dadie
(
30/08/2007 15:15)
fasaly> aoka aki fa refa mande na tonga d manao baaaaaaaaa fotsiny fa dry v itsoda b eo imason'ny ankizy aki? lol
ny ankizy ankehitriny agaba zao no mety hanao io fomba eny am arabe io fa zay alo tam andronay d tsy izany e,refa misy koi koi(tsisy ol) vo mifamihana d aodina avia ty loha d avy eo miankavanana lol....zany mametraka su100 zany tena spésialité fa zao tsa masai:twisted:
ny ankizy ankehitriny agaba zao no mety hanao io fomba eny am arabe io fa zay alo tam andronay d tsy izany e,refa misy koi koi(tsisy ol) vo mifamihana d aodina avia ty loha d avy eo miankavanana lol....zany mametraka su100 zany tena spésialité fa zao tsa masai:twisted:
5. fasaly
(
30/08/2007 15:31)
dadie: zà tsy menatra an!:wink: ny fitiavana no mitondra azy ka raha tia be dia jamba tsy hitanao ny manodidina anao fa de lasa zao ra fitiavana beuh! marné!:wink:
6. reve
(
30/08/2007 15:57)
milay be le mampiseho fitiavana fa am tsika gasy izay nandray coté asiatique dia somary pudique isika zay hitako hoe tsy de misy maha ratsy azy nefa koa ilaina ihany le mapiseho ny fitiavana na am fotoana inona na am inona rehfa mba hitanao hoe tsy hanafitohana ny hafa.mety fantatrareo ity fiteny ity : "ma liberté s'arrete la ou celle des autres commence".(l):-*:*
7. kally
(
30/08/2007 16:13)
Na vahiny koa aza misy tsy dia manao an'io kah.
Ilay misehoseho diso tafahoatra tsy tsara, alsa zary tsy fahalalam-pomba aza ny an'ny sasany, moa ny tsy fahaizana maneho fitiavana koa mankaleo.Nahoana moa no voatery haseho imasom-bahoaka?Nahoana koa nefa no afenina?
Ilay misehoseho diso tafahoatra tsy tsara, alsa zary tsy fahalalam-pomba aza ny an'ny sasany, moa ny tsy fahaizana maneho fitiavana koa mankaleo.Nahoana moa no voatery haseho imasom-bahoaka?Nahoana koa nefa no afenina?
8. fasaly
(
30/08/2007 16:15)
fita wa! mandeha natoraly io ny fitiavana no mahatonga maneho azy.....refa tena tia izay nge de lasa waz lay fampiseoana azy ka jamba tsy mahita zé eo akaiky eo tsony e! fa hafa mitsy ndray lay misèn! beuh reny:{
9. Fiffi
(
30/08/2007 20:03)
xxx::-w:-w:-w heu.....mba alefanareo lavitra koh zany sainareo zany an !
indray2mandreraka fa tsy aleo ve alou zany toy izay le mifanoroka tady anao inona irony erfa mifankahita na aety andalambe aza e
10. Angolaina
(
31/08/2007 06:25)
za nefa mahita fa efa tena sahy an'izany ny gasy izao, ianareo nga tsy mbola nahita le mpianatry ny lycée rehefa mirava atoandro iny na @ hariva dia eo @ zaridaina manoloana ny ministeran'ny raharaham-bahiny eo zareo no mifanoroka sy mifanafosafo nefa ftaratra be daholo ny trano manodidina rehetra ka mahita tsara izay rehetra miseho eo ! cinema directe é :-D:-D:-D
Izay le hoe samy manana ny fombany é !
Izay le hoe samy manana ny fombany é !
11. dadie
(
31/08/2007 07:57)
Mpandefa : Angolaina [ Valio ] 31-08-2007 08:25:19
Lohateny : Re : ny gasy
za nefa mahita fa efa tena sahy an'izany ny gasy izao, ianareo nga tsy mbola nahita le mpianatry ny lycée rehefa mirava atoandro iny na @ hariva dia eo @ zaridaina manoloana ny ministeran'ny raharaham-bahiny eo zareo no mifanoroka sy mifanafosafo nefa ftaratra be daholo ny trano manodidina rehetra ka mahita tsara izay rehetra miseho eo ! cinema directe é
Izay le hoe samy manana ny fombany é
hay ka za kosa niresaka ny aty an dafy fa any dago zany efa voalazandry io
za taty alo tsy bola naita e na kely na lebe asa any am faritany sasany any
aiza ny misy andry fasaly? ihihihih jereko any dry
12. fijo
(
31/08/2007 21:29)
arakarak'ilay olona hiarahana io.raha tiako izy de tsy menatra aho,fa raha le mandalo kosa ve de tssssss
13. inhbrab
(
18/09/2007 14:16)
za efa nahita imbetsaka, tanora gasy mifanoroka eny andalambe, anaty bus. Fa itako hoe tena manaitra olona betsaka le izy (ao anatiny za), satria tonga dia any daholo ny mason'ny olona:D
