hoan'ny mpino sasany

1. fijo ( 29/08/2007 22:12)
hoan'ieo mpino sasany,ahoanany fahitanareo ny zavatra nitranga tany waco USA sy suisse/canada "temple solair"????finoan aihany koa ve ireny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 22:18
2. ikaretsaka ( 29/08/2007 22:30)
io lesy le fijo mitovy @ ilay hoe rehefa izay revirevin'ialahy ihany no entin'ialahy hamahanana ny sain'ny olona marivo salosana.. tena na lalaovin'ialahy @ tendany aza izy dia :^) foana..
fa le mpitarika sy ny conscience ny no aika hijery akaiky ny momban'io
3. majesty ( 30/08/2007 05:14)
fijo:tsaratsara raha ilay definition'ny atao hoe "finoana" no jeren'isé tsara dia na isé ihany aza dia afaka mamaly an'io fanontaniana io:D
4. dadie ( 30/08/2007 12:02)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 30-08-2007 07:14:01
Lohateny : Re : hoan'ny mpino sasany
fijo:tsaratsara raha ilay definition'ny atao hoe "finoana" no jeren'isé tsara dia na isé ihany aza dia afaka mamaly an'io fanontaniana io

fijo ary tratra fona ianao aminio fanazavana io an ,tam voalohany efa nisy niteny anao oe azavao ny dikanio lol
5. ikaretsaka ( 30/08/2007 14:31)
samy manana ny hi definition tiany koa io finoana io an..
6. salopard ( 30/08/2007 17:39)
waco, temple solaire, sns...mifamono izy samy izy; entre n'izy samy membre secte, tsy koi!

ny tsy mety dia mamono ny hafa tsy concerné, toan'ny bombe ny 11 septembre, ny bombe any @ metro...(maty daholo na innocent na coupable, na fijo, na salopard...)

izaho mbola tsy te ho faty, satria espece protegé

tsy ampy dôzy aloha
sniff, sniff, tchouuuhh, tchouuuhh....

7. ikaretsaka ( 30/08/2007 17:43)
rehefa misy maty kosa dia tsy mety ko!
8. fijo ( 30/08/2007 21:23)
misaotra letsy ra salopard an,

dadie an,le finoana io samy manana ny hamaritany azy.ary samy marina aminy.

fa ny fahitan'ny mpin ireo karazana mpino ireo no tiako hofanatra
9. lapino ( 30/08/2007 22:03)
fijo, finoana ihany koa ireny ka
mety misy manao izao any hoe : ireto koa fahanan-dainga dia mino tokoa.

Mety azo kilasiana ho 3 koa angamba ny olona amin'izay fijery izay :
- ao ireo izay tsy mino n'inon'inona
- ao ireo izay mino lainga
- ao ireo izay mino ny Fahamarinana
10. fijo ( 30/08/2007 22:07)
lapino,tandremo fa mety ahazo fahavalo ialahy eto an.tsy za fa irao sasany
11. lapino ( 30/08/2007 22:16)
tsy hitako izay tokony ho voatohina amin'izany ... :roll:
12. fijo ( 30/08/2007 22:22)
ireo mpomba io finoan asasany io ka
13. tsaramaso ( 31/08/2007 10:43)
salopard:
waco, temple solaire, sns...mifamono izy samy izy; entre n'izy samy membre secte, tsy koi!

ny tsy mety dia mamono ny hafa tsy concerné, toan'ny bombe ny 11 septembre, ny bombe any @ metro...(maty daholo na innocent na coupable, na fijo, na salopard...)
mitovy ihany izany ry lety a !!!
14. ikaretsaka ( 31/08/2007 14:49)
lapino:
Mety azo kilasiana ho 3 koa angamba ny olona amin'izay fijery izay :
- ao ireo izay tsy mino n'inon'inona
- ao ireo izay mino lainga
- ao ireo izay mino ny Fahamarinana


Ilay tsy mpino ninon'inona aloha mora fantatra...

fa ilay mpino ny lainga sy ny Fahamarinana... eo no hafahafa satria ny fahamariannao mety lainga ho an'ny sasany (ohatra ny anti krist) na ianao sy ny silamo fotsiny
:arrow:ianao mino ohatra fa lainga izany hoe Mahomet (mohamedy) izany... dia ry zareo koa mino hoe tsy marina izany heo Jesoa zanak'andriamanitra sy andriamanitra izany!
15. dadie ( 31/08/2007 21:23)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-08-2007 00:07:50
Lohateny : Re : hoan'ny mpino sasany
lapino,tandremo fa mety ahazo fahavalo ialahy eto an.tsy za fa irao sasany

za ba t iteny ny hevitro indray2 fa so misy tafitoana am ze teneniko no mahatonga ahy mataotsa ry fijo a lol....,ny resaka finoana mantsy tsy voako mitsy ra vo mifamaly :o
16. fijo ( 31/08/2007 22:18)
dadie an,lazao any ihany fa ze faly momba ,izay tsy faly manohitra e.hevitra io fa tsy hiady akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9912