mpaminany sandoka

21. booboo ( 30/08/2007 21:31)
=D=D
22. fijo ( 30/08/2007 21:32)
asa aky fa di aizay no fahazoako le resaka ko
23. pissoa ( 30/08/2007 21:34)
fijo:

izany hoe nympaminany sandoka mety hitarika ny olona hanaraka ny lalana tsy sandoka????

Izaho ve no nanontanian'i Fijo sa olona hafa namaly teo alohako ?

Raha izaho dia tsy ny mpaminany no mitarika ahy (izany hoe manana teny farany amin'ny fianako sy ny finoako), na sandoka izy na tsia ... fa rehefa tsy ny atidohako (io zao no tinao kokoa) dia ny Fanahy Masina (fa io tsy inoanao), mety ho izy roa miaraka koa nefa :wink::-D:-D:-D
24. fijo ( 30/08/2007 21:44)
misotra,nareo rehetra no anntaniako ka,satriamahalian araha io tranga io
25. ikaretsaka ( 31/08/2007 01:50)
izany hoe nympaminany sandoka mety hitarika ny olona hanaraka ny lalana tsy sandoka????

za aloha tsy taritina (forcena) fa manaraka (sitrapoko).. tsy haiko fa za manana esprit d'analyse izay, ary tia manontany sy mandalina, dia adihadiko eo ka raha vao miboredika sy tsy mahita havaly na manao boraingina..
mazava ho azy kosa fa sandoka e
26. niryna ( 31/08/2007 06:18)
Mahaliana ihany aloha ilay izy satria samy milaza fa aty aminay daholo hoy ilay hira izay.
Aza mifanaratsy hoy ilay hira fa samy zanaky ny ray.
Raha liana ny atao hoe mpaminany sandoka ianao dia izao:
Valio ny fanontaniana:Raha mpampianatra marina izy( fa tsy mpaminany na mpampianatra sandoka.)dia tokony:
**Mampiseho ny tenin'Atra ve izy,mikolokolo izany ve izy amin'ny vokatra ?
-Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana,fifaliana,fiadanana,fahari-po,fahamoram-panahy
,fanaovan-tsoa,fahononam-po.
Gal 5:22
-tia ny namana izay tsy mino ve izy?(Jak 3:16)
-mikatsaka sy tia ny fahamarinana mandrakariva ve(heb 19)
*** Raha mpitarika izy:
-manaja an'i Kristy ve izy 2 Cor 8:23
-mitarika ny fiangonana amin'ny tokony ho izy ve mba hampibebaka ny olona? Asa 26:18
-mitady sy mamonjy ireo very ve izy? 1Cor 9:19-22
-mitory ny tenin'Atra ve izy? Fil 1:16
Ireo no santionany ka raha misy mifanohitra an'ireo dia mpaminany sy mpamitaka ny vahoaka izy izay.
Tadidio fa tsy ny mpaminany ihany no sandoka fa na isika izao aza raha tsy mitory ny tena tenin'Atra fa mamadika izany amin'ny lalan-kafa dia efa mpanoro lalana diso isika ary dia miandry ny fitsarana.

**Raha mpitarika izy na leadeship:
Manaja an'i Kristy ve izy:
27. majesty ( 31/08/2007 07:21)
hoy fijo:
izany hoe raha mody mamaky baiboly ve aho de mba lasa koa manaparitaka izay itako tao dia efa izy ry majesty sa ahoana?


Tsy anjarako indray no mitsara an'izany aloha e!fa amiko ny Mpaminany dia olona irahan'Andriamanitra hanambara ny zavatra ho avy sy izay zavatra mbola maizina.Kanefa raha jerena ny andron-tsika amin'izao fotoana izao,toa efa miandry izay fotoana hahatanterahan'ny faminaniana farany momba ny fahavitan'ny asa fitoriana ny filazantsara sy ny fiavian'ny tompontsika eny @ rahon'ny lanitra zao no andrasana donc tsy misy tokony ilàna mpaminany intsony (raha araka ny hevitro sy ny fomba fijeriko manokana io)



hoy ika:
ko maninona no tsipotsiponina ohatran'io


Za angah mitsimpona :)

28. ikaretsaka ( 31/08/2007 14:09)
majesty: k'hita fa io maka izay andinindininy izay tiatiana io ko tsy mitsimpona aho tsy mitsimpona:roll:
fijo:

izany hoe raha mody mamaky baiboly ve aho de mba lasa koa manaparitaka izay itako tao dia efa izy ry majesty sa ahoana?

Euh.. aminy izany dia tsy sandoka ialahy raha manao izany ko (tsy majesty io fa en general an) .
Izany tokoa ange @ izao fotoana izao no miseho e... mamaky baiboly aby zao rehetra izao dia mody milaza ny hoe toy izao sy toy izao ny fiainako de lasa toy izao tokoa (ny 98% amin'iny mety ho fitaka an).

Dia avy eo ilay manao tsianjery izay tiatiany tao dia iny @ izay fa mitabataba eran'ny tsena. raha challengena sy anontaniana momban'ny zavatra tsy novakiany na tsy azoazony tao izy ka omena andalana baiboly manohitra ilay noteneniny teo.. ... dia miboredika eo.. dia avy eo mody manozonozona eo, mba tsy hanekeny hoe misy diso na tsy ampy ity zavatra toritoriany ity fa ze tiany ihany no tadiaviny asesika ao an-dohan'ny olona!

Ireny olona ireny koa mahatsapa tena ho misy "manenjika" sy "atao angaredona" foana! izy ireny isaky voa challenge izay ny zavatra toriany ka tsy manana havaly izy. Dia avadiny indray ny resaka hoe misy manenjika misy manenjika izay indray ny resaka dia iny indray no antsointsoiny ...dia miverina indray... ts'isy hafa amin'ilay voalohany...

De miodina cycle eo foana!

Ireny koa dia tsy manaiky ny hadisoany mihitsy rehefa voapetrapetrakao ny arguments nao na ka tsy manana hahalahatra intsony izy!
29. fijo ( 31/08/2007 22:28)
eto mihintsy isika ry majesty sy ika;ita matetika ao mada izao"ary efa eran tany aza "fa misy olona mitory ary tena mahita lazaina tokoa,na mahita "teny avy ao anaty baiboly mifanandrify amin'izay tiany hoazavaina foana"tsy nanao theologia anefa fa dia vaky baiboly de lasa.izay fahazoako azy eo de izay.ka raha izay anie samy mahay e.ary be mpanaraka tokoa anefa ry zalahy ireo,satria izy tsy mandalina sy tsy manazava lalina,fa izay tian'ny vahoaka hoenoina no lazainy.
ohatra,mpitarika sekta de le miray amin'ny sipa rehetra ao.de rehefa nanonatian aizy"teto marseille iofa efa rava le sekta"dia tsotra ny valiny.ao anaty baiboly dia hoe miteraha ka mamenoa ny tany.vita.
30. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:03)
indrai2 ilay tadidiny sy tiatiany ihany no ataony pli vava fa omaniny fotsiny hoe rehefa izao ny fanontaniana dia izao..
fa rehefa tratran'ialahy @ rezatra ireny dia misaveraka..
ary tsara ny mampisaveraka an'ireny< sady torahana mady...mba handinihiny tena!
31. niryna ( 01/09/2007 05:36)
Ity no anisany mpaminany sandoka.

Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy
32. ikaretsaka ( 01/09/2007 05:42)
HS indray i Niryna

ka ny matoky ny Tompo ange ry niryna resaka hafa mihitsy e

fa ity resaka hafa mihitsy...

fa efa HS moa ity ka asiako HS:
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao

io no Nataon'i mere theresa t@ iny ilay nomena Prix iny
33. fijo ( 04/09/2007 22:36)
de mpamonany sandoka izany ilay olona iny????raha toa ireny ny mpamonany sandoka dia aleo homaro fa mahavita kokoa noho ny tsy sandoka
34. Kwasi ( 07/09/2007 02:07)
Ngah moa izy iny mpaminany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127