Mampalahelo ny Malagasy!
25. fijo
(
31/08/2007 22:31)
pissoa an,ampiantsika aby ka.ampiantsika ny devoly aha be ny pamono omby de avy isika avy eo mikaly fa sosy
26. kanota
(
01/09/2007 02:53)
Raha ianareo no filohampirenena izany tsy misy hatrehanareo na "Fitampoha" sy ny hafa satria Christian be ianareo ary mifanimpaka @'izany ny fombandrazana?
27. pissoa
(
04/09/2007 00:04)
fijo:
pissoa an,ampiantsika aby ka.ampiantsika ny devoly aha be ny pamono omby de avy isika avy eo mikaly fa sosy
za tsy mahay an'zany hafa zany fa rehefa masaka fotsiny ny omby de mahay mihinana za :-D:-D:-D
28. fijo
(
04/09/2007 22:26)
kaly be an,ndao e
kanota,marina io voalazanao io.raha gasy no mandao ny azy,ve de hino fa homba azy ny vahoakany???
kanota,marina io voalazanao io.raha gasy no mandao ny azy,ve de hino fa homba azy ny vahoakany???
