Fialonana

1. Chopeta ( 29/08/2007 06:00)
Maninona kay misy milaza ho tena namana nefa mivadika refa misy mba fisondrotana kely ny fiainan'ny namany. Sa....
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:38
2. Jeankely ( 29/08/2007 07:00)
Hafa ny tena namana ary hafa ny milaza ho tena namana. Tsy mila milaza aminao ny namanao fa ny fihetsika ataony aminao no ahalalanao fa tena namana mahatoky izy. Izany olona mialona izany dia tsy namana. Ny ahasoa ny namana no atao noho izany finaritra ianao raha misondrotra ny namana. Matoa mialona ny fisondrotan'ny namana dia mikilasy azy ho mpifaninana izany ka tia ny ahita ny iray any aoriana. Tsy misy fahafinaretana ny mijery ny namana tiana mitambotsotsotra. Maro ny miantsara ivelantsihy noho izany mila mitandrina amin'ny namanamana fa na ny vadinao aza mety ho lasany na hindraminy kely.=))=))=))
3. bozyboleta ( 29/08/2007 09:11)
Eeee, araka ny tenin'i Prezidà efa nolazaiko talohaloha tato hoe ny gasy malemy fanahy saingy be fialonana.
Zay fôna no mahavoa ny sasany. Tsy mba faly @ fahombiazan'ny namana fa malahelo ny tenany voasongona.
Ary ny manafintohina @ toetran'ny olona toy itony de tsy vitan'ny hoe manenjika ny tafasondrotra fa miezaka mafy misintona mba hitsingidinan'ireo ihany koa.:evil:
4. Jeankely ( 29/08/2007 10:55)
Tena ratsy ny fialonana satria mitarika hanao ny tsy mety amin'ny sasany izay mivoatra. Ny fiainana tsy mety hitovy izany. Ny fananan'i tonaka bozylove tsy mety kelikely sahala ny ahy. Mila mahalala mionona rehefa tsy mahay miezaka sahalan'ny sasany. Misy koa ny hambinina ka raha azo atao dia mijery ny hevitra raha afaka mba mahazo fanambinana toa azy fa tsy ny zavatr'olona no hialonana. Ny fahantrana matetika miteraka an'io nefa maro koa ny mpananambola be fialonana rehefa vitan'ny mafy ady ny zavatra tsy hainy.
5. dadie ( 29/08/2007 16:40)
Hafa ny tena namana ary hafa ny milaza ho tena namana. Tsy mila milaza aminao ny namanao fa ny fihetsika ataony aminao no ahalalanao fa tena namana mahatoky izy

BRAVO:lol:
6. vanille ( 30/08/2007 14:59)
J'ai remarqué que parmis nous, les malgaches qui habitent à l'étrangé, certains sont jaloux entre eux et je trouve ça vraiment dommage parce qu'on doit être content en voyant qu' un d'entre nous s'en sort.
7. Fiffi ( 30/08/2007 15:34)
:roll:
8. xxx ( 31/08/2007 16:06)
Mpandefa : vanille [ Valio ] 30-08-2007 16:59:36
Lohateny : Re : Fialonana
J'ai remarqué que parmis nous, les malgaches qui habitent à l'étrangé, certains sont jaloux entre eux et je trouve ça vraiment dommage parce qu'on doit être content en voyant qu' un d'entre nous s'en sort.

ny ahy dray lé gasy mizesita miteny vaza oatran'izao no tsy tiako kanefa
9. mandrindra ( 31/08/2007 17:31)
aleo izay mpialona hanasa vangy fa bala rora daholo izany. tohizo ny lalana fa hotonga saina rabefialonana rehefa tsy misy mpihaino.
10. tsaramaso ( 31/08/2007 19:55)
vanille:
J'ai remarqué que parmis nous, les malgaches qui habitent à l'étrangé, certains sont jaloux entre eux et je trouve ça vraiment dommage parce qu'on doit être content en voyant qu' un d'entre nous s'en sort.
tsleeee !!! mba ialony hono izy e !!! hahaha !!!!!
mba alefaso kely hoe ry vanille le refa mi khroouuléé èèèkkhhr! e!??? hahaha !!! mba te hialona ny bandy fa tsy mety e !!! tssss
11. xxx ( 31/08/2007 20:49)
fa inona ity manjo anareo???:roll::roll::roll:
12. Fiffi ( 01/09/2007 10:53)
de asa fa de zao nohita eto.....:{:{:{
13. mirabela ( 13/09/2007 21:08)
eee!hita b mits ny preuv n lé hoe b fialonana ny gasy ato.tssss:x:(
14. levany ( 31/10/2007 14:38)
eee! mbola manjak ab foan izy io anketriny! inona ny tokony atao:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4544