ahoana izany hoe miaina tsy miteraka

1. gasinamana10 ( 26/08/2007 17:51)
ahoana izany hoe tsy mety miteraka (+15taona)nefa mitady 4 vavikely,
novalian'i booboo ny 05/09/2007 11:41
2. fasaly ( 26/08/2007 18:42)
tsy azo ilay dinika.....
3. menalamba ( 26/08/2007 19:31)
Teny anglisy nadika teny gasy ary varé ity fa tsy azoko mihintsy..8-)8-)
4. hantakely ( 26/08/2007 20:43)
TSy azo mihintsy ny tianao hotenenina nefa mba gasy ihany ny tenanay
5. Angolaina ( 28/08/2007 09:15)
raha momba kosa ve izy hiteraka na hitady zaza firy aza ! naninona koa no miandry 15 taona be zao mametra-panontanina fa tokony vao nivady herintaona raha ela indrindra ka tsy mety mitoe-jaza dia tokony nanao fitiliana !
6. ovni ( 29/08/2007 10:23)
Tena mafy aloha e! Za zao maty vady nefa manan-janaka, ka hafa ihany izany hoe mba nisy zanaka. Fa raha tsy zany de asa zay nanjo, reo no mba hifampizarana zay manjo.
7. Fiffi ( 01/09/2007 10:54)
fa inn no tiana lazaina eto kalou ?:roll:
8. gasinamana10 ( 01/09/2007 12:10)
Toa be no tsy nahazo ny tiankambara. Te hifampizara sy hifanolokevitra aminareo satria 15 taona nivadiana ny namana nefa tsy nahazo ankizy e. Efa 15 taona koa no nikarakara sy nitsabo fa izay no anjara. Raha eo @ toetsain'ny gasy sasany dia hoe ario ny namana tsy miteraka. Nefa izahay dia toy ny vao omaly hatrany ny fifankatiavana fa ny olona sy ny fianakaviana indrindra no toa tsy mahazaka izany hoe TSY MITERAKA, toy ny maivana no fijeriny anao. Dia miandry anareo am'zay indrindra ireo mitovy sata :D
9. booboo ( 05/09/2007 11:41)
(izay vao azoko lay size).

Ny an'ny be sy ny bobaka "ny hanambadiana hiterahana" dia vao vita kely ny mariazy dia efa " rahoviana ny zazakely ? " (pfffff). mandeha ny fotoana dia ny " aza atao ela loatra fa alefaso @ zay ny zazakely e " no asesika lava (re-pffff).

Azoko ihany hoe zava-dehibe @ fianakaviana indrindra lay aina miampita, dia raha sendra misafidy ny tsy hiteraka mihitsy na manana olana @ fanana anaka, dia henoina fotsiny dia valiana @ lay " zay mahasoa ataon'Atra" dia vita ny resaka :°):°):°):°):°):°). Mi-taper sur le système manko rehefa ela ny ela ny maheno hoe " rahoviana ihany e ! " gniark gniark gniark
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6752