tsénjery filalaovana malagasy

1. boubounezy ( 25/08/2007 10:41)
iza nareo ny mbola matadidy lé tsénjery famaovana kilalao any dago reny fa ny anah ty zao ny tadididiko
HA!HA!HA! hiiiiiiiii! nisy akou nandihyyyy! tao andakozyyyy! laniny alikadyyyy! dé tsy tadidiko ra mbola misy toiny alou fa io ny aiko.:):D:D:D:D
2. boubounezy ( 25/08/2007 10:44)
hay! ty kou misy 1 tsaroko tampoka teo:
pétité! petité! c lé capitalé, (capitalé dé la villé x2) méli mélô! mélô méli!=D
3. tsaramaso ( 25/08/2007 12:26)
tsisy kil e !!!!!
4. boubounezy ( 25/08/2007 18:04)
tsy olana zany na katsaka tsaramaso, voanjobory aza e! mety tsy nisy nilalao otrizany dôly zareo fa vazah b teraka andafy dôly.:(
5. sipagasy ( 25/08/2007 19:35)
afaka jerenjy koa akia ny www.sipagasy.tk ann, ao @ hoe tsianjery.:-*
6. boubounezy ( 26/08/2007 00:01)
sipagasy misôtra betsaka kia a! itako tsara lé nakaiza i margrity hihihihi matsiaro ny fazazako mintsy za alou é!:-* mbola verenako jerena tsara lé sary njy kou!:D:D
7. boubounezy ( 26/08/2007 10:06)
tsara b lé sakafo alou é! efa nojerijereko lé blog njy fa tsy mbola vita izy retra mbola iverenako ao ndray vô malalaka kely eo za! milay b ka!:D
8. imeva ( 27/08/2007 12:44)
sipagasy> tsy nijery ny rehetra aho fa ilay misaotra tompoko o fotsiny no nojereko.

Misy diso ilay izy:
navela kely ao ---> na be na kely ao
(na ny akoho lehibe, na ny akoho kely dia ao daholo)

Dia tsy ampy koa ilay izy. Ity ny tohiny.

Izay azo no andrandraina
Fisaorana no atao
Ry ankizy mba misaina
Ambaka ve ianao?
9. Samoana ( 27/08/2007 13:40)
bbnzy/ tsy nobeazina t@ tsenjery loatra za fa t@ kapsily sy ny :@ ravin-tsôsety:D

sipagasy / misaotra fa voatahiry tsara le sary sôvenira RNS 2004 e. hihihi
10. sipagasy ( 27/08/2007 18:11)
imeva:

sipagasy> tsy nijery ny rehetra aho fa ilay misaotra tompoko o fotsiny no nojereko.

Misy diso ilay izy:
navela kely ao ---> na be na kely ao
(na ny akoho lehibe, na ny akoho kely dia ao daholo)

Dia tsy ampy koa ilay izy. Ity ny tohiny.

Izay azo no andrandraina
Fisaorana no atao
Ry ankizy mba misaina
Ambaka ve ianao?





Misaotra tompokô hihihih misaotra fa dia tena asa vadi-drano marina izy ty tsy vitan'ny samy irery e!!! raha mbola misy tsianjery aminao anyd ia mba animpazo aho e!!!

misaotra hatrany!:-*
11. sipagasy ( 27/08/2007 18:12)
Samoana:

bbnzy/ tsy nobeazina t@ tsenjery loatra za fa t@ kapsily sy ny :@ ravin-tsôsety:D

sipagasy / misaotra fa voatahiry tsara le sary sôvenira RNS 2004 e. hihihi



mmhhh samoana, nilay iny kannn :-*
12. boubounezy ( 29/08/2007 21:39)
samoana atao aona mou samy manana ny azy é! nya anah lé margrity sy vato2 v dé mba ampy reny no nilalaovako!!! d tsy foiko. za mantsy tena gasy petaka kely é! vôtaiza t@zay kou!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1459