mety resy koa ve Andrimanitra??
2. vavahady
(
24/08/2007 17:40)
milaza ny genesisy toko faha32 manomboka amin'ny andininy 25 ka hatr@ 31 fa niady andriamnitra sy jakoba, ary resy hono A/TRA, ary novain'A/TRA ny anaran'ny jakoba ho israely,
satria fa niady tamin'olona sy tamin'ATRA ka naharesy azy,
satria nahita an'ATRA nifanatrika taminy i jakoba ta2'io toerana io de nataony koa hoe peniela no anaran'ilay toerana
israely izay midika hoe =miady amin'A/TRA,
de ahoana izany?

4. niryna
(
24/08/2007 19:32)
vavahady:

Niady tamin'Atra izy ary mety ny anjelin'Atra no niady taminy.Nitady tso-drano (blessing) izy ka izany no nahatonga azy niady tamin'Atra.Ka tsy namelany Atra raha tsy nanome azy io tso-drano io(Gen 32:28 ) :roll::idea:.Naharesy izy izany saingy na izany aza dia notendren'Atra ny foto-peny(his hip)mba ho fampahafantarana an'i Jakoba fa tsy hanankina ny fiaianany aminy tenany irery izy na ny heriny irery fa hanankina azy sy hiaraka amin'Atra hatrany:D
6. gasynamana
(
24/08/2007 20:42)
Resaka efa nandeha teto io, mba vakio kely ny fanazavana nomen'ny olona ato. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4676494ea1e37
7. fijo
(
24/08/2007 20:45)
tara koka ilay fanontanian atamin'ilay hoe jereo eto.
"tsy azo disoana ve ny baiboly???"
"tsy azo disoana ve ny baiboly???"
12. Kwasi
(
25/08/2007 04:08)
gasynamana:
Resaka efa nandeha teto io, mba vakio kely ny fanazavana nomen'ny olona ato. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4676494ea1e37
Ary tena namaky hatr@ farany le izy aho fa tena tsy mba nahita an'i fijo tao mihitsy. Sa izy ihany no iray t@ ireo pseudo tao ireo?
=))=))
13. Mitah
(
25/08/2007 04:21)
Efa voalaza ny antony nahatonga an'i Jakoba niady t@ an'Atra ary na izany aza dia nomeny takaitra izy ka tsy niala taminy intsony ilay mikitringa mba ahafantarany fa mahery noho izy Atra.Mila azy amin'ny fiainany izy fa tsy afaka manantena ny herin'ny tenany samy irery.
Toy izany ihany koa isika rehetra,mila sy mitady an'Atra isan'andro.:D
Toy izany ihany koa isika rehetra,mila sy mitady an'Atra isan'andro.:D
14. oli
(
25/08/2007 04:41)
vavahady:
mety resy koa ve AN
hi hi!aleo za ts iten n valin fa mampirisk anao ba hamak BB kuku ni bible.
16. fijo
(
28/08/2007 22:55)
kwasi an,olona roa no tsy mbola nanova ps tato hatramn'izay,dia ikaretsaka sy i fijo.tsy mba miafina koa izahay rehefa maneho ny hevitray.ka aza afangaro amin'ny hafa aho.
sady izany volana juna izany aho tay mahajanga ka tsy nahita le resaka.fa lery moa diso lava
sady izany volana juna izany aho tay mahajanga ka tsy nahita le resaka.fa lery moa diso lava
17. prime
(
04/09/2007 12:14)
Miarahaba antsika rehetra รดรดรดรด...
Efa anisan'ny faharesen'Andriamanitra ny nanomezany ny Zanany Lahitokana hisolo heloka ny rehetra... fitiavana avokoa izany rehetra izany na dia maditra sy tsy mankato aza ny zanak'olombelona...
vavahady:... ie mety resy Izy sady tsy mivadika amin'ny fanekeny... tsy efa impiry moa Izy no saiky hanozona sy hanameloka ny zanak'Israely noho ny ditrany saingy rehefa resy Andriamanitra dia miova hevitra ary mamela heloka rehefa mahery mivavaka sy manatona an'Andriamanitra ny zanany... (hatramin'izao io fa tsy fahiny ihany)