Manaohoana daholo ry zareo!
Sô de mba misy manana an'ty hira ty re nareo azafady (lohateniny, tonony, mpihira). Ny lohateniny tsy fantatro fa ny réf manao hoe:
"Asa raha mba tsapanao, fa izaho anie tsy hiova mihitsy ho anao, na hilaozako aza izao rehetra izao, dia mbola hanaraka ahy foana ny alaheloko anao". Matetika mandeha @ radio mada
Vehivavy ny mihira azy dia asa raha efa henonareo lay hiran'Mirana hoe "raiso" (raiso ny tanako, raiso aho, raiso ny fitiavako, raiso aho,...) mitovitovy @ ny feony.
Ok ! Mazotoa daholo e