Ny resaka atao
21. gasynamana
(
24/08/2007 22:18)
Ny inona amin'izany no mifanohitra amin'ny finoana kristiana? Aza afangaro hoy aminao. Raha milaza aho fa manana izay itovizany amin'ny biby ny olona dia tsy midika fa Biby izy. Tsy midika koa fa avy amin'ny biby izy.
22. fijo
(
24/08/2007 22:21)
voalaza teo ambony hoe:"ny olona tsy biby fotsiny fa olona"midika io fa kilasin'ny biby ny olona.
25. gasynamana
(
24/08/2007 22:39)
Ka na ny Malagasy aza anie tsy maiky izany e! Ary izay no marina. Ny olona dia tsy Biby. Sa ahoana no famakinao an'io zavatra nolazaiko io. Mba vakio tsara fa tsy miteny aho hoe: ny olona dia biby. Mbola misy fanampy io fa aza atelina ny teny.
26. fijo
(
24/08/2007 22:43)
eny e,ny hevitr'io asoratra io ,dia kilasin'ny biby ny olna.
ohatra 'ny liona dia tsy biby fotsiny fa liona"izany hoe ao anatin'ny biby dia liona izy.
ny balenina dia tsy trondrofotsiny fa balenina ,kilasin'ny trondro ny balenina fa ao anatin'izay dia balenina izy.iayle mampiavak azy.toa izay koa isika ,ao anatin'ny kilasin'ny biby dia olona isika

27. gasynamana
(
24/08/2007 22:47)
Dia inona no mampiavaka ny liona amin'ny biby rehetra ary raha izay? Inona koa ny mampiavaka ny alika amin'ny biby rehetra? Fa mba inona kosa no mampiavaka ny olona amin'ny biby? Moa mitovy ve ny mampiavaka an'ireo? Moa azo sokajiana ho iray ihany ve ireo mampiavaka azy ireo?
28. fijo
(
24/08/2007 22:52)
ny liona tsy sahala main'ny alika fa matanjaka kokoa,isika kosa misina kokoa izay de mampiavaka azy
29. gasynamana
(
24/08/2007 23:00)
Raha izay no jerena dia izao: Ny hanavahanao ny biby amin'ny biby (alika sy liona) dia ny heriny, fa ny hanavahanao ny olona amin'ny biby kosa dia ny saina. Ka hono ho'aho: azo sokajiana ho iray ihany ve ny hery (force physique) sy ny saina?
30. fijo
(
24/08/2007 23:01)
samy hery ireo.ary azo hanavahan azavatra iray amin'ny hafa.sa mitovy ireo??
31. gasynamana
(
24/08/2007 23:18)
Ka ho anao izany mitovy amin'ny Saina ny "tanjaka" (hery, force physique)
32. ikaretsaka
(
27/08/2007 04:11)
izao fotsiny no mahasamihafa antsika amin'i fijo e..
Fijo eo @ hoe "Ahoana (comment) no mahatonga antsika ho..." (Siantifika be)
ny ankamaroantsika manao hoe"iza (qui) no mahatonga antsika ho..". (Minoa fotsiny ihany, only by faith )
Ny katolika manao hoe Iza no nahatonga antsika ho.... T@ fomba ahoana? (Finoana sy asa, )
(Sendra hitako t@ na boky io)

33. niryna
(
27/08/2007 05:30)
ikaretsaka:Efa hoe aza asiana an'izany hoe kato na protestanta izany intsony fa iray ao amin'ny kristy Tompo isika rehetra,raha mbola miteny izany dia lasa ilay fiangonana indray no hindraindraina:wink:
izao fotsiny no mahasamihafa antsika amin'i fijo e..
Fijo eo @ hoe "Ahoana (comment) no mahatonga antsika ho..." (Siantifika be)
ny ankamaroantsika manao hoe"iza (qui) no mahatonga antsika ho..". (Minoa fotsiny ihany, only by faith )
Ny katolika manao hoe Iza no nahatonga antsika ho.... T@ fomba ahoana? (Finoana sy asa, )
(Sendra hitako t@ na boky io)
34. ikaretsaka
(
28/08/2007 05:19)
ka fanamarihana kely hitako ho'aho io ko!
dia eo koa ilay iray iray dradradradraina io nefa vao step 1 (ny fiantsoana azy) dia efa polemique be!
Aleoko aloha "ilay naoriny" toy izay le "nanorin-tena" tao aminy e!
I love all religions but I'm in love with mine!

35. booboo
(
28/08/2007 08:46)
Ny fahazoako an'io indray dia hoe ataovy mirona any @ zavatra positif ny resaka atao. Aza dia ny resaka fanafintohinana na zavatra negatif no atao ambetin-dresaka. Oh ny fifosafosana izao tsy hita mihitsy izay mahasoa aminy fa mitarika fialonana na fankahalana na prejuge aza.
Ny mamy sira indray dia tsy hoe teny mamy na tambitamby akory fa teny mahasarika, misy ventiny...
Izany hoe rehefa miresaka izany dia @ hoe mampandroso, na manome courage, manome motivation... ve ilay olona iresahako ve izany lazaiko izany?
Asa ianareo raha mahafantatra na efa niresaka t@ ireny karazana olona vao dimy minitra fotsiny no iresahanao aminy tonga dia impressionne ianao.
Misy indray olona vao hitanao dia efa itsoahana, fa tsy misy afa-tsy kifosafosa sy taraina lava ny ambetin-dresany ka mandreraka.
Fa dia sarotsarotra ihany aloha e, mila exercice be mihitsy. Indrindra mo zahay mora tohina itony f angamba de eeeeee.
eka ouz. Na sarotra aza efa betsaka² ihany ny raha momba ny fianarana " communication " ireny dia afaka manovo fahalalana @ ireny ohatra : boky, ateliers, sns.
36. ikaretsaka
(
28/08/2007 18:25)
nareo nga tsy mino ilay hoe indraindray koa domina any @ zavatra tsy ariny ilay olona dia izay no mampa motivé azy?
38. ikaretsaka
(
28/08/2007 23:42)
dia izay .. samy manana ny methode-ny
ny ahy izany le mamantana sy mafy tsipy be ...
ny ahy izany le mamantana sy mafy tsipy be ...
39. Mitah
(
29/08/2007 04:41)
ikaretsaka:
dia izay .. samy manana ny methode-ny
ny ahy izany le mamantana sy mafy tsipy be ...
:^):^)
40. ikaretsaka
(
29/08/2007 04:46)
tanty sa tsy tanty?
lasa boraingina sisa no ataon'i mitah ko...
asehoy ny hevitra fa aza mitanatana fotsiny raha misy alahatra...
lasa boraingina sisa no ataon'i mitah ko...
asehoy ny hevitra fa aza mitanatana fotsiny raha misy alahatra...