vaoao avy any vatican

1. fijo ( 23/08/2007 20:31)
sendra nihaino radio RMC aho tamin'ny maraina,ka nahasarika ahy ny vaovao henoko.toa nilaza i papa fa tokony hisaina ny europeanina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba "islamisena azy"
marina tokoa io voalazan'ny papa io,ary tena mila misaina ny europeanina fa mananontanona ry zareo.
raha misy nahalala vaovao bebe kokoa mmba io mba zarao fa sendra vaovao niserana fotsiny ilay izy
novalian'i fijo ny 29/08/2007 22:13
2. sonwin ( 23/08/2007 20:53)
toa ohatran zava-misy marina io :^)
3. fijo ( 23/08/2007 20:57)
misy tokoale izy,fa ny papa nilaza azy o tena misy lanjany,satria metyhanaitra ny europeanina.ka mitady vaovao misimisy kokoa izay manana
4. ikaretsaka ( 23/08/2007 22:03)
ny henoko sy voalaza taty dia toa mitady ho fetsifetsy ny Silamo ary mitetika ny hiverina hanao islamisation (toy ny t@ andron'ny Ottomans) an'i Eoropa an-kolaka... ka raha tsy mailo ny Europeanina dia lasa Empire silamo indray ry zareo.
dia izay no tsapan'ny papa dia nolazainy:wink:
5. mandrindra ( 24/08/2007 09:50)
fa maninona moa no ny hafa no tokony hisaina an'izany fa tsy ry zareo mpitarika fivavahana kristiana????
moa ve ka tsy kristiana ny eropeana? raha toa ka eny no valin'io dia resaka finoana izany. ka moa ve tsy anjaran'ireo mpitarika sy mpitondra fivavahana kristiana no misintona sy mandresy lahatra ny olona hanaraka azy fa tsy hivadika ho silamo??
6. Kwasi ( 24/08/2007 11:26)
Dia tsy hitako moa izay idiran'ny papa @ izany.

Rehefa hi christianiser ve izany dia tsy maninona fa rehefa hi islamiser dia hoe mba mailo. Tsy manome tsiny ny silamo aho raha manao izany izy, fa iza tokoa moa no tsy te-hampivelatra ny azy?

Fa maninona no hoe euopeana no iantefan'ny resaka fa tsy ny MPINO europeana? Ny europeana koa ange misy silamo e, izany hoe tenenina koa ireo silamo europeana ireo mba hisaina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba hi islamisena azy.

Nefa aloha mba tsy handraisana an'le izy antendrony dia tsara raha mba misy afaka mandefa eto ny discours-ny manontolo momba an'io.
7. ikaretsaka ( 24/08/2007 11:36)
Izay no tsy itiavako loatra ilay manisika finoana vaovao ao anaty olona efa nanam-pinoana. za raha silamo tsy miteny mihitsy hoe mivadiha Kristianina fa manazava ny mampitovy sy maha samihafa ireo 2 ireo dia safidin'ny tsirairay ilay izy
mampitandrina izy hoe mila mailo sao tratran'izay forcing izay. Dia lazainy ny ondriny hoe efa manana finoanantsika isika ka mihevera

ny azy "tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany..."
8. mimich ( 24/08/2007 11:47)
.....santarina eto an-tany , hampihavana ny olona rehetra
9. fijo ( 24/08/2007 20:43)
le izy aloha raha ny hiainana aty europa izao,dia miha mahazo vahana tokoa ny silamo;fa io amiko dia fahadisoan'ny mpitondra fivavahana kristianina sy ny fitondrana europeanina.

ny mpitondra fivavahana tsy maharesy lahatra ny olona,moa ny mpitondra firenena manome bahana be loatra ny silamo.
fae vaovaoiono tiako mba oeno tsara izay tena voalazany
10. lapino ( 25/08/2007 18:14)
tsy resaka fivavahana intsony izy izany fa resaka politika
11. fijo ( 28/08/2007 23:01)
tsy diso ialahy fa efa mivadika politika ity resaka ity.aza hadino nefa fa a ny silamo na ny kristianian dia amy manna deparementa politika
12. lapino ( 29/08/2007 01:42)
Na ny avy amin'ny silamo, na ny avy any Vatican amin'izao samy politika daholo.
13. fijo ( 29/08/2007 22:13)
izay mihintsy.miala raha ao fa loza an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7372