les origines de la vie

1. sakaizakely ( 23/08/2007 19:39)
misy émission am france2 mikasika ny fanombohan'ny zazà, manomboka @ fanamboarana azy ;-) ka hatramin'ny fahaterahany

Mampi (l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-* ho an'izay tia
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:47
2. fasaly ( 23/08/2007 20:51)
:?misaotra aky sakaiza fa zà tsy maay manamboatra akory ah!:?:(:-*
3. sylvain ( 23/08/2007 22:18)
handao hanamboatra fasaly a:-D:-D
4. mamzelkely ( 24/08/2007 07:38)
zay akia ts mahita anzany aa :(
5. Angolaina ( 24/08/2007 08:16)
tsara jerena koa zany an ! isaky ny inona le izy no mande ? @ tf1 koa misy emission interessante mitovy @ reny
6. sakaizakely ( 24/08/2007 08:23)
Odyssée de la vie no tena izy fa tsy origines de la vie.

Izy io dia film documentaire en 3D niarahan'ny siantifika (gynécologues, pédiatres) sy ny producteurs de film d'animation 3D namboarina. Sady nahaliana no nampihetsipo :cry::cry:

Natao animation izany nanomboka t@ ny fivoahan'ny zozobolida amina millions, de hita be le bibikely mihazakazaka be, manaraka ny parois vaginal sy utérin iny, dia hita tsara koa ilay iraika tokana tena matanjaka tonga voalohany mi feconder ilay lolovulle tary @ trompe ; ny chromosomes-n'izy roa tonta, ny fécondation, ny division cellulaire, ny fidinan'ilay atody any anaty ny tranonjaza afaka 2 herinandro, ny firaiketan'ilay atody ao amin'ny tranonjaza (nidation) ary ny fitomboan'ilay atody miandalana sy ny étapes rehetra rehetra isambolana mandrampahalehibeny afaka mivoaka izy.

Ny nahavaovao an'ity documentaire ity koa dia sambany zany nisy olona nanao antsary ny mahazo ny zaza mandritry ny fihetsehanjaza. Hay tena mikarainkona be tena mamapalahelo le zazakely fa voaporiporitra be mits :cry: mandrampivoakany. Nataondreo en 3D le zaza ary le reniny ny squelette fotsiny. De hita tsara ny taolandamosinan sy ny bassin mihetsika, ny tranonjaza mikarainkona manosika miandalana ilay zazakely hidina, ilay zaza manosika @ tongony hivoaka, hita tsara ilay fiaraha-miasan'ny zaza sy ny reniny.

Nahafinaritra be ilay izy, indrindra moa izahay tena ao anatiny ka tena mahatsiaro tena ho concernée de izay koa angamba no tena mampihetsipo e !

Ny mahatsara émission toy ireny dia manampy @ fahalalàna ny zavatra mitranga, mampifanakaiky fo ny "mpamboatra", lasa impliqué kokoa ny lhl de vao maika compréhensif be de mazava ho azy fa misy fiantraikany pozitifa am le vhv izany. Ho an'ny vhv mbola tsy niteraka de mampahafantatra azy ny fiovana misy eo @ vatana ary manampy be eo @ fitondrana vohoka izany. HO an'izay tsy mbola dada sy neny de mampte le izy.

Izaho klou de tena nankafy fa asa ianareo ;-);-)
7. sakaizakely ( 24/08/2007 08:26)
fasaly> za aza mba itantarana angano an ;-)
8. sakaizakely ( 24/08/2007 08:29)
mamz> tandremo fa raha mahita an'zany de te hamboatra koa an !

Angolaina> documentaire tokana le izy, omaly ihany no nandeha. Mety re diffusé fa raha te hijery de jerevo ny programme france2

fasaly> efa ho avy zany sylvain de vita kabary k'inn njay :P
konne ny bôzy :-D
9. kallie ( 24/08/2007 08:59)
efa amidy ko ny dvd an'io, an am Virjin
10. fasaly ( 24/08/2007 12:18)
sakaiza: dônne ny kôzy ve:-D:-D:-D:-D
tsy angano aky zany fa zà tsy mahay manamboatra areny an!:(

sylvain: tena partant be mitsy toi zany an!:roll::roll::-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 24/08/2007 12:51)
mamz> ndao koa isika le
12. sylvain ( 24/08/2007 13:05)
fasaly ié,rehefa tsy mahay toi d avia aty é!tsy sarotra anie sady mahafinaritra an!:-D:-D
13. fasaly ( 25/08/2007 05:32)
ikaretsaka:

mamz> ndao koa isika le
:-D:-D:-D:-Dmaika sy taitra ika marna:-D:-D:-Dmamz...ndàna hono kosa e!:-D:-D:-D


14. fasaly ( 25/08/2007 05:32)
sylvain: ngah zany toi efa nitoko bdb mitsy ve?????:-P:^):-D
15. sakaizakely ( 25/08/2007 07:47)
fasaly> angamba tokoa efa nikotrika maromaro izy io :-D:-D:-D
16. sylvain ( 25/08/2007 14:36)
tsy mbola nitoko za fa vao hitady :-D:-D:-D:?
17. kiadi ( 25/08/2007 20:22)
iza no mila fa anamboarako?
18. Angolaina ( 28/08/2007 08:31)
kiadi > expert en la matière anga ? =))
19. Jeankely ( 28/08/2007 12:08)
Angolaina any @ masta ianao manazava azy. Efa sitrana sa mbola mi-masta ihany?=))=))
20. kiadi ( 30/08/2007 17:49)
angolaina> andao ange andramana de hitanao eo eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079