potimaron......
1. Fiffi
(
21/08/2007 14:51)
mba omeo recette zay mba manana an ! heu....io kalou de potimaron...ohatran'tsiron'chataigne zany sady somary mamy kely.....
raha hanao gato kalou de :miam::miam: fa azo atao ohatran'votavo hiany ...de ahoana ny mahandro azy raha sakafo gasy ?

novalian'i booboo ny 10/09/2007 16:26
2. Stretch
(
21/08/2007 15:59)
Sali Fiffi !:-*
Voatavo sy Hena omby
Hena omby matavitavy
Trafon-kena
Voatavo
Sira
Siramamy
1 - Tetehina ny hena ary alefa ao anaty vilany, asiana rano mahadifotra azy ary avela mitanika elaela eo ambonin’ny afo
2 - Arotsahy ao koa ny voatavo efa voavoafa sy voatetika
3 - Rehefa akaiky ho masaka, arohina tsara mba ho potika ny vaotavo ary asiana sira kely
4 - Rehefa marihitra tsara iny ilay izy dia alefa ny siramamy ary angarohina tsara
(Ho hitanao fa tena tsara tokoa, andramo ange !!!!!)
Marihina fa :
- Atao laoka izy io ary ho hanina @ vary maina no tena mampatsiro azy
- Azo anaovana mofo ary endasina koa ny vaotavo
- Mety koa raha anaovana lasopy
Aza misalasala mihitsy fa matsiro io an !!!!

3. Stretch
(
21/08/2007 16:02)
de ty ndray ra somary anao vazà vazà :°)
Gateau au voatavo
• 1 kg de voatavo épluché et sans les noyaux
• une demi tasse de lait
• 1 prise de sel
• 4 jaunes d’oeuf
• 110 g sucre
• vanille, muscat, cannelle en poudre
• la peau d’un citron et d’une orange rapée
• 200 g pistaches
• 80 g farine
• 80 g de raisins sec mis dans l’eau tiède (s’il y en a)
• 4 blancs d’oeuf
1 Chauffer la moule dans le réchaud-boite solaire.
2 Mettre du beurre dans la moule et la saupoudrer de farine.
3 Couper le voatavo en dés. Chauffer le lait avec le sel. Cuire le voatavo dans le lait pendant environ 15 minutes. Verser dans un passoir et bien égotter, puis en faire une purée fine.
4 Battre les jaunes d’oeufs, 2 grande cuillerées d’eau, le sucre et les épices,jusqu’à la masse est bien claire.
5 Ajouter la peau rapée du citron et du limon, les pistaches, la farine, les raisins sec.
6 Battre les blancs d’oeufs très fortement, ajouter le sucre et continuer, jusqu’à couper avec un couteau. Doucement mélanger avec la masse voatavo. Verser la masse dans la moule et mettre quelques pièces de pistaches sur la surface.
7 Mettre dans le réchaud et couvrir d’une moule noire et cuire pendant 2 heures.
8 Saupoudrer de sucre en poudre, si désiré.

5. Stretch
(
22/08/2007 05:48)
refa tsy tia de mijannn !:°)
azo loloavina fotsiny ko ny vôtavo ra tsy sola ndry.

6. Fiffi
(
22/08/2007 12:41)
Stretch: heu...andraso andramana io de lazaiko eto hiany hoe nanao ahoana ?
fa misaotra akia an ! :-*:-*:-*
kelly13: njy nga tsy mba mihinana ny sakafo sinoa ? le somary mamy ireny ? hummm....:miam::miam::miam:

7. Rafotsy
(
22/08/2007 12:52)
Ny zafikeliko tena tia be an'io mihintsy !
Izy moa mbola kely , 2 ans 1/2 , ka ny ahy steak haché no ampiasaiko miaraka @ oignons , ail ary dés de tomates ,sira kely ! Tena matsiro marina !
Stretch: izay vao tsaroko marina ilay hoe aza milolo voatavo :-D:-D

8. kallie
(
22/08/2007 12:58)
za tsy nety tia vôtavo atramzay, ra misy fomba fanaovana vôtavo tsy lasa boulédaka b d mety ho tia za
9. Fiffi
(
23/08/2007 12:06)
Rafotsy:heu...ity no nataoko androany fa .....tena tsy voatelina...mamy be loatra....:{:{
Ny zafikeliko tena tia be an'io mihintsy !
Izy moa mbola kely , 2 ans 1/2 , ka ny ahy steak haché no ampiasaiko miaraka @ oignons , ail ary dés de tomates ,sira kely ! Tena matsiro marina !
10. Fiffi
(
23/08/2007 12:07)
nefa tia sakafo sinoa somary mamy fa le potimaron mihintsy angamba no tsy azo atao loaka ? :roll:
11. mangabe
(
10/09/2007 14:26)
Azo anaovana lasopy:
Potehina en purée dia hapina ronono na creme liquide, sira sy poivre. Hafanana dia rehefa manomboka ritraritra asorona amin'ny afo dia asiana na persil frisé voa tetika na fromage râpé.
Azo anaovana tarte koa ilay izay.
Mitovy ihany ny préparation saingy hampina crème fraîche dia arotsaka anatin'ny moule à tarte misy pâte feuilletée...

13. Fiffi
(
10/09/2007 15:58)
:-D:-D:-D de mandehana aingana njy manao lasopy am potimaron io an ! :miam::miam::miam: