Poma Varimasaka

1. soanja ( 18/08/2007 06:04)
hono hoy aho sao mba misy mahalala ny anaran'ny Poma Varimasaka any amintsika ireny amin'ny anarany amin'ny teny Anglisy na farafaharatsiny anarana siantifika. Tena te hihinana be an'ireny aho nefa tsy hitako izay toerana azo ividianana azy aty. Mba mijerijery ihany aho fa tsy mahita mihitsy. Sa tsisy aty US ve ireny azafady? ary any Canada any ahoana nareo any toa be sakafo tsisy aty. Misoatra mialoha.
novalian'i rinja ny 01/10/2007 15:57
2. essera ( 18/08/2007 09:03)
Tena tsy arako. Tsy nisy namaly mihitsy mantsy aloha hatramin'ny anoratako.
3. ftma ( 18/08/2007 09:31)
mitovitovy @ reine des reinettes ny paoma varimasaka fa tsy haiko ny tena anarany, jerena fontsiny ny endriny dia vidiana, aty aloha feno fa andraso mba anontaniana ny anarany
4. fasaly ( 18/08/2007 10:23)
ka tsy any madà ihany ve no misy anreny e!
5. ftma ( 18/08/2007 10:46)
fasaly: misy aty France fa eny @ ireny tsena ny mpamboly ireny, fa tsy mitovy amin'ny tsiron'ny any Mada aloha e
6. kally ( 18/08/2007 13:50)
Toa misy any aminareo any ry Soanja, fa tamin'izaho nandalo tany no nitango amoron-dalana tamin'iny faritr'i Oregon iny.Fa izy madinidika fa tsy dia tena vaventy.Somary teny akaiky tendrombohitra tsy lavitra renirano no betsaka azy.
7. diamondra27 ( 18/08/2007 16:32)
toa menamena ny hodiny aty fa tsy le menabe a!
tena haiko le izy fa le anarany teny anglisy no tsy hay akia a!:oops:
Mankanesa tokoa any @ direct mpamboly e!sa lavitra be andry?

Nitondra koban-dravina ve aloha ndry avy any dago e?
Za akia nitondran'i zokinay fa nataoko anaty congélateur fa tena tsy niova ny tsirony a! mamybe sady matsiro , hummmm


de poire vary masaka koa misy aty


ftma: inon ny anarany aty fa azo jerena @ boky naeto @ net
8. soanja ( 19/08/2007 02:55)
Misaotra betsaka anareo namaly.

Kally > efa manandrana izay hitako eny amoron-dalana aho fa mbola tsy tojo aloha. Mitovitovy amin'ny vohontany any Mada tokoa iny Oregon-California iny ka possible maniry tsara any le izy. Andraso fa hanontaniako ny ankizy any.

Diams> Nanamparako ny mahaSoanja ahy ny komba-dravina tany. Efa reraka ny hody le rangahy mpivarotra azy indray hariva izay, niakam-piakarana miloloha an'izay tsy lafony no nanontaniako hoe ohatrinona ny komban-dravina? Dia nanantena izy fa hoe mba kelikely fa hoy aho hoe io rehetra lolohavinao io? Gagabe izy, de asa tsy tadidiko fa de nihinana tokoa ka. Voky aby ny kilonga, ny tanora sy ny antitra afa tsy ny zaza menavava. hihihi. Yummy yummy matsiro be o. Mba nangataka re7 zah fa nitsikiany fotsiny.
Tsy afaka nitondra nody taty aloha fa hevitra indray zay nomenjy izay.
9. diamondra27 ( 19/08/2007 07:00)
Soanja: tena faly be zao le rangah zay we, tena nisy samaritana nandalo
otran'ny azoko an-tsaina ery le izy, le ranga gôdraka be de efa vonona ny hanapaka morsô sady kinga be ery izy reny. Tena ataovy fa hevitra tsara akia io a!
fa alohan'ny ampidirana azy @ congel alou de efa tapatapaho de @zay maka au fur et à mesure am ze itiavana azy, de iny le vao tonga iny na ny ampitso no manao azy fa tena voatahiry tsara mitsy e!
Any am soute le izy no natao fa tsy bagage à main, fonosina tsara,conseiller: vidiana ny maraina ny handehananao
********

de mahità le poma soa amantsara akia a!
10. ikaretsaka ( 29/08/2007 03:08)
ny paoma macintosh efa masaka (efa mitady ho lo) iny lazain'i kally iny..
mitovitovy mihitsy ny tsirony
11. ikaretsaka ( 29/08/2007 03:09)
ay mo taoko de vakinankatra ka hattrany aminay eny Soanirariny eny feno paoma aby.. mbola ringitra aby izy izao fa hamelana atsy ho atsy.. shefa @ paka de feno ny tanana!
12. soanja ( 30/08/2007 03:24)
ikaretsaka:

ay mo taoko de vakinankatra ka hattrany aminay eny Soanirariny eny feno paoma aby.. mbola ringitra aby izy izao fa hamelana atsy ho atsy.. shefa @ paka de feno ny tanana!


saotra roa RaIka fa de handramana koa aloha io paoma raika io.


13. rinja ( 24/09/2007 15:39)
Paoma d'adama ve mbola fianakaviam-ben'ny paoma varimasaka sa rafiny ? hiiihihi
14. soanja ( 30/09/2007 13:09)
zah efa nanandrana paoman'i Adama de mamy be saingy ny nampalahelo tsy azoko novoasana le izy sady tsy azoko natelina. Tamin'io ny bibilava efa faly ery saingy voa be izy. hihihi
15. rinja ( 01/10/2007 15:57)
mba misy paoma patizônina koa ve any chine ? hihihih:lol::lol:
ka mila mampiasa siniôllla hono vao afaka mahavaha ny paoma d'adama hozizy eva koh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168