Fa toa tsy hita ao anaty baiboly ny hoe Jesosy nanao...
21. ikaretsaka (
23/08/2007 00:25)
raha tena mianatra grika i laza na manana namana grika .. dia asaivo azavainy aminao ny maha samiafa ny hoe "Bapto"= to immerse=manatsoboka, sy ny Baptizo= to sprinkle=mitso-drano.
baptizo no voalaza sy voasoratra ao anaty baiboly grika hatrany amboalohany (miala tsiny fa tsy mandray tarehin-tsoratra grika ny eto.
mankanesa monastere na manaova fikarohana dia hitanao