ahiahy tsy mitombina :-(

21. dadie ( 21/08/2007 12:21)
maereza aki a ,tsy itako ze lazaina fa mankahery andry fotsiny e :-*
22. ari.malala ( 21/08/2007 13:00)
merci bcp ky dadie a:-*:-*:-*efa zavadehibe ny tenindry mampahery fa misaotra betsaka!
23. Veloo ( 24/08/2007 03:07)
ari a,
Sali njy.. Ny zavatra tokony ataon-njy dia ny miresaka amin'ireo miavonavana sy ny naman-ndry taloha lazao azy ny marina. Manjary lasa elahan'ny olona aminy napa eo fotsiny indry. Dia aiza aky isakin;ny ande ody dia hanjombona fona injy??? Ndray2 ilaina ihany ny mi-justifier surtout ka ny olona rehetra contre andry daholo.. Tsangano eo ambony latabatra mihitsy. Dia hisaoro ilay ni-soupconner andry ary lazao fa tsy ahatonga azy aiza ilay nataony satria ny marina dia hipotra eo foana na ela na aingana...Zay aloha no itako tsara ataon-ndry e...
24. Veloo ( 24/08/2007 03:08)
tsssssss vokitika aloha ilay alefaso...
Mahereza aky a, :-*:-*:-*:-*
25. cutie ( 24/08/2007 03:08)
nahita ps veloo fotsiny za de niditra :)
sali njy :wink:
26. Veloo ( 24/08/2007 03:20)
sali njy retsy cutie a :-*:-*:-*
lozana tsy matory an hihihih
27. cutie ( 24/08/2007 03:23)
hihihihihi
non, efa mianatra miari-tory ka :-*:-*:-*:-*
28. cutie ( 24/08/2007 03:23)
veloo
antsoy za @ herinandro raha afaka njy :-*:-*:-*:-*
29. Veloo ( 24/08/2007 03:27)
ie miary-tory eto @ sera2 an hihihihi

okey dokey :-*
30. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:27)
Ari> misy an'ilay Isika niara nisotro iny (hasina p316) ..manao koa hoe
tsy Fahafahana kanosa, mora kivim-panenjehana
fa fitiavana matoky , fahendrena omena ny olona rehetra

dia sotroy ry Ari a
31. cutie ( 24/08/2007 03:28)
veloo ok:-*:-*:-*
32. sasa ( 24/08/2007 04:49)
Ari.malala cas efa matetika mpitranga ny otrazao, entina handotoana olona,amiko refa zavatra tsy nataonjy d aleo Andriamanitra no hamaly azy,avelao ry zareo hanao izay ataony any fa aza rarahina,sady refa nisava izy tsy nahita inona tsony no afaka lazainy eo,:-*
33. diamondra27 ( 24/08/2007 06:22)
ari.malala : efa we manipulation sy harcelement 'zany , taktika doly entina mba hanakiviana andry
Ny tokony atao de: tonga de manao face à face, de lazainale feo re, de mila fanazavana , de we naninona raha nisy an'izany tsy t@ le fotoana iny no niteny fa tantaraina @ rehetra? De anontanio izy we: inon ny porofo fa za no naka azy?
de tsy mijanona eo fa ampahafantarina ny lehibe ny zava-niseho mba tsy henoiny feon-dakolosy tokana.

Raha za aloha zany de tsy manaiky lembenana @zany za e!
lazao azy fa firy taona tsy nisy olana tao ampiasana indry de maninona no zao vao misy olana? Y a une malaise là! sa ve we za mitsy no blem an'i toi?

Ny ahy aloha de tsy misy manelingelina @ asa fa raha vao mitady ny bilila de tonga de manao attak za ary tsy ho tantiny le izy e!.
34. bobone ( 24/08/2007 13:25)
Diamondra: zany an! tonga de attak an!hihihi!!!
tena ! ny ahy akia de izao an! rehefa zavatra tsy nataoko de miteny tsotra zaho hoe tsy misy izany!
ka mbola hiavona na tsy hiteny amiko de hataoko ahona fa avelao hivonto molotra any izy e!miezaka zaho miteny, manazava , tsy manova ny fihetsiko isan'andro ! ka hara tsy miova le olona de afaka adidy @ fatana zaho kah!nandoro kitay tsy nirehatra! manasa tanana e!!
ny asako no hataoko tsara ,

Ari an! rehefa metimety anie akia de be ny mpialona e! ary manao ny fomba rehetra hahavoazana!!!ary satriny aza enao ho voa mafy na koa misy te haka ilay toeranao de hataony ny fomba ialanao ao! nefa aza kivy zany owah in-dry! araka le resantsika iny e!
Courage an
35. ari.malala ( 27/08/2007 14:49)
merci bcp daolo am encouragement sy ny retraretra e, tena havana tokoa, miara mizaka izay manjo sy manoro hevitra :-*:-*amzao fotoana izao alo, efa tony tsara mints za, d efa miverina tsikelikely am laoniny ny fiainako andavanandro e! fa zareo ts miresaka d afaka adidy za ko! ts miteny tsony mints a fa ny asako no ataoko tsara! tsmiasa saina tsony mints ko za amzao! avelako eo, refa reraky ny avonavony v moa zareo ts hiteny iany!

coucou manokana hoan'i veloo ela be tsy hita;):-*:-*:-*
36. Samoana ( 27/08/2007 15:13)
(izay vao tazako ity fitarainan-dry ity ry ari.:wink:)

Izay mangina volamena fa aza mivaky latety mitady fitia @ ireo miampanga diso anao rehefa madio ny eritreritra e. Fifaninanana ny any am-piasana fa aza atao mahagaga ny fialonana samihafa te hamingana anao.
Raha tena nisy koa izany vola izany dia tena efa vola adala tompo matoa hapetrapetraka eny rehetra eny. Raha ny tenako no ampideraina paquets toy izany de alaiko eo imasony ny 1, entiko ampiasaina any @ wc ary averiko soa aman-tsara eo imasoimaso eo ny fameriny:evil::-D
Mahereza @ izao sedra izao retsy a:-*
37. fahamarinana ( 27/08/2007 15:14)
:arrow:Isaorana anie ny Tompo amin'izany filaminantsaina nomeny anao izany,mahereza e,dia ny Tompo anie homba anao hatrany an!(l)
38. ari.malala ( 28/08/2007 12:07)
Samoana, hihih! enao kosa masika be an:P merci bcp daolo ry reto a! :-*:-*:-*tena manakavana tokoa! tena havana fa tsy namana e! :-*:-:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9636