atleta very meday volamena

1. ari.malala ( 16/08/2007 12:45)
Voalazan'ny vaovaon'ny rdb io antoandro io, fa nisy atleta, mpibata fonjam-by (tsy tsaroako ny anarangasiny fa Charles izay le izy), nisy nangalatra ny sacoche misy ny volany rehetra sy ny meday volamena azony, raha izy mbola natao interview. Niisa telo ireo meday ireo!
novalian'i tajiah ny 14/02/2008 11:31
2. sipagasy ( 16/08/2007 12:57)
tss izay dia ho afa baraka injay ramalagasy tsss mahamenatra behhh:{
3. vakiniadiana ( 16/08/2007 13:21)
4. fasaly ( 16/08/2007 13:25)
mahamenatra miitsy e!.......:oops:
5. agoago ( 16/08/2007 13:53)
Fa ahoana moa no tonga dia ilazana fa gasy no mangalatra, mety ho vahiny koa anie.Zany hoe taty lay zavatra no niseho dia afabaraka i M/car
Ny tsirairay a@ toerana be olona toa ireny, tsy maintsy samy mitandrina ny volany.
Sarotra be aloha ny mahazo andry zareo satria any village ,tsy misy azo itahirizana en sureté ny vola angamba dia entina hatrany amin'ny site des jeux ny vola, tokony mba confierny ny namany ilay izy fa ny ratsy tsy kely lalàna.
6. ari.malala ( 16/08/2007 14:23)
Atleta Gasy le very meday, mampalaelo ilay toejavatra :-(
7. menalamba ( 16/08/2007 14:29)
Mety ireo izay resy tokoa izao no naka izany fa mba te hanana medaily tsotsotra fotsiny...:roll:Lalina izany....
8. sitlo ( 16/08/2007 14:50)
:-D
9. Fiffi ( 16/08/2007 15:06)
ari.malala:

Atleta Gasy le very meday, mampalaelo ilay toejavatra :-(
ari.malala: nga akia le medaille nohentina miaraka aminy hatraiza hatraiza ?:roll:


10. sylvain ( 16/08/2007 15:34)
noheveriny fa tena volamena b tokoa angaha d nopehany ndry zalahy d havadika peratra!:-D::?
11. ari.malala ( 21/08/2007 14:35)
Fiffi, vita zany le competition, de nentina hody ny entana d mbola natao interview alo, d teo no very le izy, tao anaty sacoche daolo na ny meday, na ny vola na ny finday, ny rehetra momba azy e! nefa hatreto alo za ts nahare hetsika natao mba hanampiana ani'o atleta io, nefa izy aza mba niaro ny voninahitr'i Madagasikara, nandrombaka meday volamena 3 bzao!
12. tajiah ( 14/02/2008 11:31)
Tena mbola ambany fisainana mihintsy ny gasy e! fitavantena daholo izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4593