zavatra mahalasa saina

21. LazaDaddy ( 17/08/2007 03:58)
rurik:
[size=14]merina ve sa valala be mandry????[/size]
22. Angolaina ( 17/08/2007 07:08)
tena matetika ireny no tonga ao @ boƮte mail fa ny tena mety atao dia ny mamafa azy avy hatrany fa sady mitondra virus fotsiny ireny no fanambakana olona !
23. rurik ( 17/08/2007 12:20)
laza Daddy an ka za olona tsy pilalao lotto dia gaga aho ko nefa aloha le izy lazainy fa fisarihana tataondry zareo ko izay no nahalasa ny saiko hihi hi hi hi hi hi hi vola be manadala zany ve ????:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068