Maywen

1. botita ( 13/08/2007 23:31)
Inona lty n fika fa mbo te ahaz bizo @ iny sipa iny za alohan hiverenan an Frantsa a!
2. malalatinasoa ( 14/08/2007 04:42)
botita:

Inona lty n fika fa mbo te ahaz bizo @ iny sipa iny za alohan hiverenan an Frantsa a!



Eritrereto fona hoe mi-bise bise am'la fona lty izy maraina atoandro, hariva, isan-tsegondra mandritra ny 3 andro.
Fa ho hitan'la fa hanao :*:*:* be an'la @ nofy ao izy ny alina fahatelo, mbo kozy e :-P:-P:-D:-D:-D.

3. vakiniadiana ( 14/08/2007 06:20)
contacteo aho fa za mahalala azy :D
4. sechat ( 14/08/2007 18:38)
iza zany maywen ??
5. dongadonga ( 15/08/2007 05:46)
hi hhii:-D:-D
6. booboo ( 15/08/2007 17:20)
re-iza zany maywen ?
7. kallie ( 16/08/2007 08:56)
re-re- iza zany maywen?
8. Angolaina ( 17/08/2007 08:40)
ka efa oe i vakiniadiana hono mahalala azy ko !
botita > de manin nefa raha tonga de miteny aminy fotsiny oe te hanao bisou aminy alohan'ny andehanany elah de vita e! raha tiny ko ve zany tsy hanao ko izy ! faut pas compliquer la vie ozi melky :lol:
9. Angolaina ( 17/08/2007 08:43)
oups hay mo i botita no hande ! :-D za zany ko an ! :-D:-D:-D de lazao izy oe za mba te hanao biz anjy alohan'ny andehanako oe ko ! tsy hitako oe in n ny olana raha tonga de miresaka mivantana aminy ohatra anzany elah nge eee
10. jacquinoricas ( 23/09/2007 18:34)
Tsy aleo ny alà ve manao bisous @ io anjely fotsy eo anosy io . Sady io kou anie tsy mila atak'andro é
izay ora sy fotoana ananao dia hafaka manao izany aminy ianao .hi hi hi hi hi .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072