mitady olona mira gasy (acoustic) eto bas-rhin

1. rickers ( 13/08/2007 17:02)
Manahona daholo!!! Amateurs mitendry guitare izahay,ary mitady olana hoe mihira gasy è!
novalian'i rickers ny 26/08/2007 14:09
2. Fiffi ( 13/08/2007 19:37)
hanao fandihizana ve ? sa tena mpihira am orchestre ?
3. mabloo ( 14/08/2007 07:29)
in le genre ny hiranareo e!
4. Fiffi ( 14/08/2007 07:57)
i boubounezy mahay mihira be an ! :)
5. mercia ( 14/08/2007 12:47)
Hira toy ny ahoana zany ? occasion toy inona no hiràna? sa mihirahira manala azy fotsiny?
6. rickers ( 26/08/2007 14:03)
Fiffi:

hanao fandihizana ve ? sa tena mpihira am orchestre ?


misaotra anao!nareo efa pro!fa raha ohatra ianao avy eto bas-rhin dè maninona moa !
7. rickers ( 26/08/2007 14:09)
mabloo:

in le genre ny hiranareo e!


misy an'i retsaretsa,internationale!raha mahay mihira ianao dia boana!ze revié!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0711