Tonga ny wanted Polifika tsisy vahaolana.HIHIHI

1. kanota ( 12/08/2007 03:09)
Aiza e? Tonga ve ry tsisy vahaolana. Ny vahoaka no tadiavina ho taingenana koa mody mitapy eo. Ny mijery ZEDEZILY koa mbola adalaina amin'ny Polifikam-bendrana indray. Vahao ny olana raha mahay fa aza mitapy.=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:55
2. tsoraka ( 12/08/2007 03:12)
Tonga basirano mampihomehy.=))=)). Dia hanorana sa hanavandra hono izato izy e. Tsy tafavoaka sa ahoana=))=))
3. Jeankely ( 12/08/2007 03:15)
Aleo amboarina ny fonja hisainan'i Wanted=))=))=))=))=)). Aza tratra ihany Ra-voatay bazylou=))=))=))=))
4. kanota ( 12/08/2007 03:18)
Manahoana RA-JK! Amboarina mihintsy io asiana an'i bazy zatra ny lalandririnina=))=))=))
5. kanota ( 12/08/2007 04:25)
Hanomboka tsy ahafaty baolina indray ilay io. Izay no mba fiteniny HIHIHI "ilay io". bazy io=))=))
6. Jeankely ( 12/08/2007 04:39)
Tonga ve salaka ary aiza i Zazala?=))=))=)). Mbola wanted ve?
7. bazylou ( 12/08/2007 23:50)
ity ary hao ka haninona hanorana sa hanavandra sa hiletika! ?? bref ohatran'ny prezdany ihany e!! mpiady an trano iray lavaka
8. Jeankely ( 13/08/2007 09:24)
Ianao no hametrahana fanontaniana koa averina aty indray ve ry tsy hamokatra a. Omeo azy ny kanota ry ilay a=))=))=))
9. tamberina ( 13/08/2007 18:12)
:twisted::twisted:=))=))=))
10. bazylou ( 13/08/2007 21:54)
reveo fa pma e!!
11. Jeankely ( 14/08/2007 08:55)
Tena revenay mihintsy ary misasatra ho anay izahay. Tafita io tanindrazanay tsy tafita io tanindrazanay. Izahay Malagasy ary tsy ho vazaha sahala anao. Miasa sy misomokotra izahay vao mahita fisondrotana ary tsy mbola nangataka taminao mivantana izany fa lainga io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534