Fanaovam-beloma farany!
21. niryna
(
12/08/2007 22:30)
Fanitsiana kely 181 no isan'ny hafatra
Tsy hitako hatramin'izao izay hafatra ao, "Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra"
Ba mamikely daholo ho antsika rehetra.
Hafatra ,mahery ny asan'ny satana ka mivavaha mandrakariva ny mba omeny ny herin'ny Fanahy Masina hiaraka amintsika isaky ny miditra ny sehatry ny fivavahana.Inona no antony?Mety misy olona mandratra ny fomba fiteniny na fitsikerana ataony izay mety tsy mifanaraka ny sujet,mety voahelingelin'ny satana koa ianao dia voarebireby any amin'ny valiny hafa tsy mifanaraka izay tokony ho izy dia tafiditra ny baolina fa tsy nahazo mofon'aina ianao(ny tenin'Atra),ary mety ihany koa ianao no sasatra ny mitsikera lava izay resahin'ny hafa,mety hoe misy fankahalana ilay olona manoratra ao aminao,tonga dia izay resahiny manirikiry anao daholo,mety,mety....maro ary ny ratsy tsy kely lalana ary isika mianakavy ato ihany no ampiadian'ny satana voalohany raha tsy mahay mitandrina.Toneo tsara aloha ny fo raha raha ianao no voa toa izany ,mivavaha ilay olona mety manana fankahalana anao na mety ho halanao raha misy izany.
Fivavahana dia ampiarina amin'ny fiainana mihitsy ka raha ohatra mianatra ny tenin'Atra ato isika kanefa tsy mampiantra izany amin'ny fiainana dia ho zava-poana izany ary isika no hadininy amin'ny farany satria efa nahalala kanefa mody tsy mahafantatra.:*:*
Ny fahasoavan'ny Tompo anie homba antsika mianakavy.
Mivavaha mandrakariva mba hiaraka @ tsika ny fanahy masina satria izy no mitari-dalana antsika rehetra.

22. niryna
(
12/08/2007 22:55)
xxx:
mampihome mihitsy nareo ireto
Tsy mampihomehy izany fa mampalahelo indraindray.Samy mitady izay hitadiavana an-drafifaliana daholo isika,ka raha manaratsy sy mahita lesoka lava amin'ny olona dia ilay olona no tsy manana fifaliana fa tsy ilay tenenina mihitsy.Ny tompo no efa nanafatra izany fa enjehin'ny olona ianareo noho ny amiko,ny dikany tsy ilay enjehina mihitsy no ho voa fa vao maika aza faly amin'izay mahay sy mianatra mampiantra ny tenin'Atra hoe mahaiza mamela,dia ato anatin'ity sehatra ity no ampiariko ny ahy.:D:D.Malahelo ireny olona manana fankahalana sy fitsikerana ny hafa ireny aho satria olombelona mitovy aminy ihany ilay olona,manana ny kilemany ihany koa,izay anie no antony iray hianarana ny soratra masina e,averiko indray fa tsy sasatra aho ny miteny ,raha mandaitra ny hafa dia mety mandaitra amin'ny rehetra.Ampiaro amin'ny fiainana ny tenin'Atra.
Aoka hianareo hiteny sy hanao araka izay mahamendrika anareo,izay olona hotsarain'ny lalan'ny fahafahana .Fa fitsarana tsy misy famindrampo no ho anjaran'izay tsy mamindra fo,ary ny famindrampo kosa dia faly fa tsy mba matahotra ny fitsarana.
Koa dia hitanareo fa hamarinina amin'ny asa ny olona ,fa tsy amin'ny finoana ihany. Jak 2:12,24
23. niryna
(
12/08/2007 23:16)
niryna:
Ny fitiavana dia mahery lavitra noho ny fahafatesana.Tsy fantatra izay ho avy fa toy ireny olona niaran-doza ireny ny fahafatesana tsy afaka ny hihomana izy ireo,very ny fananana,ny trano mianjera ,tsy nisy azo raisina tao an-trano,nafoy ireo olon-tiana,tsy nahazako na inona na inona:cry:
koa tsy aleo ve mifankatia,mifamela,mifampizara ny tsara hatrany !
Misaora an'Atra isika fa mbola nomeny tombon'andro hiainana hiatrika izao fiainana izao indray.
Satria Kristy dia velona ary ho toy izany ihany koa isika,izay no fanantenan'ny mpino rehetra raha resaka fahafantesana.
Ary raha niara-maty tamin'i kristy isika,dia mino fa hiara-belona aminy koa isika,ary fantatsika fa rehefa nitsangana tamin'ny maty kristy,dia tsy maty intsony Izy,tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana. Rom 6:8-9
Misy olona maro ny nandaozan'ny (vadiny,zanany,ny hava-malalany)dia nampiova ny fiainany iray manontolo,marina izany fa tsy eo intsony ilay olona,mety mitamberina na ny fitsikiny sy ny teny mamy kely nomeny ny tena aza.
Io fandaozana io dia misy roa mety hitranga na manampy amin'ny fiainana ilay nahazo(good grief) izay mampianatra zavatra tsara ao aoriana,na lasa manimba ny tena(destroy)ka lasa (bad grief) ka mahatonga ny hafa manana fankahalana ,manome tsiny an'Atra,ary mety miteraka ny tsy fiarahany amin'ny namana sy ny olona manodidina azy mihitsy aza,maro fa samy manana ny fitrangany.
Nisy olona iray izay maty daholo ny havany rehetra tamin'ny andron'ny famonoana ny jiosy,izy irery sisa velona ary nasehon'ity ramatoa antitra ahy ny sarin'izy mianakavy(ny rar sy ny iray tam-po aminy,ny havany avy amin'ny dadany sy ny an'ny reniny)ireny rehetra ireny dia maty tao anaty lavaka daholo,ary na dia ny nampisehoany ahy ny album aza dia hitanao fa marary any anaty izy,saingy tsy nitahiry an'iny ho azy irery intsony fa nizara.Mafy izany raha mafy ary izy irery sisa no tafavoaka,izy irery sisa no tsy maty.Izany zavatra nitranga izany dia nampianatra azy fiainana maro ary nampiariny fa tsy fantatra izay ampitso,mahaiza mifankatia raha mbola misy ny fotoana,mahaiza mamela,mivavaha ireo havana na mpino na tsy mpino.Mahaiza miaraka aman'olona,manaova soa foana fa aza mitaraina na mitsahatra,aleo izay tsy tia tsy tia fa tsy ampihova ny fiainanao izany satria tsy ianao ilay manana fankahalana fa izy,feno tsiky ny fiainana ary isaky ny mifoha dia misaora an'Atra fa mbola nomeny tombon'andro ianao
Mbola tadidiko mandraka androany izany hafany izany na dia efa ela aza izy no maty.Ary azoko nampiariko tamin'ny fiainako ary mbola hiezahako sy zaraiko ho antsika indrindra ireo izay manana fo mafy sy tezi-dava.Mianatra mamela olona ary ianao no voalohany avelanao mba tsy hanaiky ho fitaovana am-piasan'ny satana.
24. ikaretsaka
(
13/08/2007 00:38)
Misy olona maro ny nandaozan'ny (vadiny,zanany,ny hava-malalany)dia nampiova ny fiainany iray manontolo,marina izany fa tsy eo intsony ilay olona,mety mitamberina na ny fitsikiny sy ny teny mamy kely nomeny ny tena aza.
za efa imbetsaka ihany izay nilaozan'ny "zanako sy ny "hava malalako" izay, indraindray dia izaho mihitsy aza ny kanome ny absoute (last rites) fa tsy hoe nanova ny fiainako dia manahoana ilay izy afa tsy ny fahabangana.
t@ andron'ny genocide tany Rwanda dia betsaka koa ny namako nanao an'io ary dia tena marary anaty tokoa satria ny azy vao kely. Ny t@ faha 11 septambra koa dia betsaka ny namako maty. ary anisan'ny nampahery azy ireny aho, fa ny tokony atao amin'ireny dia tsy ny vao mainka manakivy azy fa ny mitraka hatrany
25. niryna
(
13/08/2007 05:23)
Izay indrindra mantsy.Sady tany fandalovana ity,taloha aho natahotra ny ho faty fa izaho aho rehefa tonga dia izay no anjarako.Malahelo ny tena fa raha misy marary ka hivavahana dia efa mba mahazo hery ny tena aloha.Nisy olona loza-be izay ary nangalatra vola izy isaky ny misy famangiana ao am-piasana.Narary izy ary nangataka hivavahana,dia nivavaka azy tokoa ny olona ary izaho koa moa anisany nivavaka azy.Rehefa maty izy nisy ihany niteny ny toetra ratsy nataony saingy namela azy daholo no enoko tamin'ireo olona nanaovany toetra ratsy.Soa ihany fa nangataka hivavahana izy talohan'ny ahafantesany.Izao velona izao ihany no afaka hifamela fa raha maty tsy misy intsony izany famelana izany,tsy maheno intsony ny maty ary misy aza noentina mandra-maty ny alahelony ny hafa.
27. xxx
(
13/08/2007 13:35)
O rankizy a, hoy anay betsileo hoe :
Raha lava ny ahitra , very ny kisoa
Raha lava ny tarogna, very ny soa
(tarogna = teny)
Lavabe aby manko ilay resaka dia tsa hitako aby izay handraisana azy
Tsarà aby e
Raha lava ny ahitra , very ny kisoa
Raha lava ny tarogna, very ny soa
(tarogna = teny)
Lavabe aby manko ilay resaka dia tsa hitako aby izay handraisana azy
Tsarà aby e
28. niryna
(
15/08/2007 00:01)
xxx:
O rankizy a, hoy anay betsileo hoe :
Raha lava ny ahitra , very ny kisoa
Raha lava ny tarogna, very ny soa
(tarogna = teny)
Lavabe aby manko ilay resaka dia tsa hitako aby izay handraisana azy
Tsarà aby e
Hors sujet no betsaka dia tsy tonga any amin'ny hafatra ka mila mitandrina isika.:cry:
Fanaovam-beloma ny havana maty no resahiko,mila manao ny tsara sy mamela olona hatrany isika fa tsy hiandry ny farany satria rehefa tonga ilay fotoana izay tsy ampoizina dia mety tsy nahavita izany isika.Miezaka ny manampy ny hafa raha afaka ary manao ny marina hatrany.Fibebahana,fifamelan-keloka,fandraisana an'i kristy ao am-po izany no tena voatiny eto.:D
29. fijo
(
15/08/2007 20:39)
za moa vao nilaozan'ny reniko koa teo,ka saika nitovy tamin'i diams le izy.annifny ny zoma,de niantso azy aho,ary mbola samy korana be sady efa fantany fa hoavy izahay.defa hoe izao no atao rehefa tonga nareo sns.ny tena tsaroako tamin'izay dia hoy izy"enao moa izao mitendry guitare"eny wa,"de hnovy hira tsara aho izany rehefa tong nareo"
de naika hanaovako ilay hiran'i eric manana hoe "fitiavana ani mama iny izy"
kay ny talata aho nisy niantso fa maty vao maraina teo izy fa tongava......za tonga tany de nijery azy teo 5mn dia nofonosina izy fa lavitra ny fandevenana.
ka ireny olona kaiky be ireny tsy maty izany fa lasa.

30. niryna
(
15/08/2007 22:36)
fijo:

:cry: mampalahelo izany fidy a,tsy hamerina ny famangiana intsony aho.Izay no antony ilaina mifamela hatrany,tsy voatery hoe ny mpino ihany no hifamela fa na tsy mpino aza dia afaka manao izany.
Mety ho sarotra ilay izy saingy raha mahatsapa hoe kristy aza izahay maty noho ny heloka ary nisolo vona ny rehetra dia tsy maitsy mieritreritra ihany koa ireo havana na olona hafa manana fankahalana na fialonana na tsy fitiavana ary dia mila mivavaka ny tena aloha mba hamela na mivavaka ilay olona ny hamela azy,na mifanohitra izany mangataka amin'ATra ny mba ho voavela ihany koa.
31. ikaretsaka
(
16/08/2007 02:27)
izay anie le izy ra fijo e..
ny an'ialahy aza reny mihitsy fa ny ahy mompera mentor ko fotsiny.
fa za no mikarakara ny fandaharana rehetra sy ny mozika.
fa gravy ka.. fa vita ihany fa tena tsy any no ifantohan'ny saina e.
za koa efa naka placen'ilay olona "saika handeha" t@ izaho narary farany teo: efa tany ankoatra no niverina... dia hitako le havana sy tapaka sy dokotera manao hoe lasa ty
avy eo niverina de le mahita an-dry zareo..
mafy ka

32. niryna
(
16/08/2007 05:19)
Angaha tsy mba henonareo nisy namana narary ny rainy dia nila vavaka izy ary tsy afaka ny andeha any fa nifindra toerana noho ny antony samy hafa.Tsy afaka nandevina ny rainy izy,ny tena irery aty an-tany lavitra tsy mba misy mampahery.Mampalahelo anie izany e,ilay lavi-kavana ka tsy mba afaka mandevina no tena mazana be indrindra raha samy fahoriana.
33. fijo
(
16/08/2007 22:56)
zatsy mba hafaka nandevina ny raik,fa izy maty za eo ampanaovana bac.
le mifamea aloha ilaina io,fa asiako fetrany kosa.
le mifamea aloha ilaina io,fa asiako fetrany kosa.
34. niryna
(
26/08/2007 04:19)
fijo:
zatsy mba hafaka nandevina ny raik,fa izy maty za eo ampanaovana bac.
le mifamea aloha ilaina io,fa asiako fetrany kosa.
ndry,nampalahelo be izany ianao,ny ankizy mipetraka any ivelany koa anie maro no tsy mba afaka na tsy nandevina ny havany akaiky azy toa ny anao io.:cry: