Soa fa tratra aby!

21. soanja ( 07/09/2007 04:54)
Ho an'ny namako rehetra izay nifandray tamiko tao amin'ny Ribasoa sy Longoko. Azafady indrindra fa nisy olana iny adiresiko iny ka raha afaka dia manorata amiko ato amin'ny mail serasera ihany dia mifanoratra indray isika rehetra.
Azafady indrindra Tianalala an. Tsy manadino akory aho fa sahirana be mihitsy hatramin'izay niveranako.
22. tianalala ( 07/09/2007 08:36)
bjr Soanja

faly ery za nahare hafatra taty aminao. Indro averiko eto ny mail hifaneraserantsika indray satria mety maty niaraka t@ longoko: tianslf@yahoo.fr
Manorata tsy ela akia Soanja fa dia manina any. Pejy 24 mankany izao no mbola mampangetaheta mafy fa mbola tsy hita
Bisouuuuuuuuuuuuuuuu be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2508