Fihaonana t@ Dadie 25/06/07 (tohiny)
28. ari.malala
(
14/08/2007 12:39)
k tsitako iany zany:-( kely le izy bedy ah, mety ngeza le izy d bedy iany za:-(tsitako tsony ze atao! ts ampiditra sary tson za en!:-(
33. dadie
(
14/08/2007 13:36)
ihihih tsy lasa kosa io sariko manao roka io aki oatran'ny avy ni dodo ihih
38. mimich
(
16/08/2007 06:44)
tsy ratsy indray zany fomba fakana sary zany ry ari.malala.hevitra mety , de samy maminany fotsiny hoe tanan'iza na tongotr'iza io , ho an'izay efa nahita ilay olona
39. ari.malala
(
16/08/2007 07:03)
sary aiza aky azny ry mimich? hihihi! aza tsiny ref a mbola amatrice be le namanareo e! hihihi!
40. mimich
(
16/08/2007 11:30)
ari.malala>rehefa mbola tsy manetsika an'ilay barre de défilement de ny ila -tongotra fotsiny no tazana, de rehefa akisaka ndray , de ny ilany hafa ndray no hita