"bain dérivatif"

1. xxx ( 09/08/2007 15:16)
Iza no efa nanandrana ?????


Qu’est-ce que les Bains Dérivatifs ?

Il s'agit du rafraîchissement de l'entre jambes à l'eau froide, pendant un certain temps et dans certaines conditions.......

Le fait de faire "ça" tout en aidant au nettoyage interne, dynamise certaines fonctions, assurant une meilleure résistance aux variations de température, une plus grande énergie, un meilleur sommeil, une meilleure résistance aux infections, un remodelage du corps . Cela envoie tout ce qui est en trop dans le corps dans l’intestin qui évacue pour nous.

http://www.lamacrobiotique.com/articles/011.bainsderivatifs.html
2. evasoa ( 10/08/2007 13:34)
tsy tokony alefa ary @ Hatsikana sy lalao ve ity dinika ity ?

Le fait de faire "ça" tout en aidant au nettoyage interne, ... envoie tout ce qui est en trop dans le corps dans l’intestin qui évacue pour nous.


tsy mitovy amin'ny manao lavements ihany ve izany ? :lol::lol:

raha ho an'ny vehivahy izany ve tsy hiafara @ fi-masta kle:-D :-D
3. ikaretsaka ( 10/08/2007 13:49)
ka mahasalama izany ko!
4. Fiffi ( 11/08/2007 13:50)
ié ! tena mahasalama io...injindra rehefa manana jambe lourde iny....
5. aliotsy ( 13/08/2007 12:59)
fiffi anga efa nanandrana an'io
6. Fiffi ( 13/08/2007 13:45)
aliotsy:
fiffi anga efa nanandrana an'io
ié ! :) rehefa avy manao sport ireny...indrindra avy nanao marche de manao bain de pied......fa tena mahazo aina mintss avieo an ! :)


7. xxx ( 13/08/2007 14:41)
Fiffi:

ié ! :) rehefa avy manao sport ireny...indrindra avy nanao marche de manao bain de pied......fa tena mahazo aina mintss avieo an ! :)



Fiffi ve namaky tsara aloha ?

resaka macrobiotique raha zohina ilay rohy nomeny xxx dia fanasana ny elakelape à rano mangatsiaka fa tsy bains de pieds. Ohatra ny misasa vody ihany fa ny vatana ankoatran'ny fitombenana tsy maintsy atao mafana tsara, tsy mahazo mi frissonne...

Zay no fahalalako azy fa tsy bains de pieds velively :°):°):°)
8. xxx ( 13/08/2007 14:54)
Fiffi:

ié ! :) rehefa avy manao sport ireny...indrindra avy nanao marche de manao bain de pied......fa tena mahazo aina mintss avieo an ! :)






namaky tsara ve Fiffie hoy ilay xxx iray etsy aloha ?

Par projection mantsy izany dia sport any anelakela-pe :oops: !!!!

Aza tezitra ianao fa somonga ny ahy e :-D
9. Fiffi ( 14/08/2007 08:05)
:oops:
10. sakaizakely ( 14/08/2007 21:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

maninn kay no tsy tonga de tsorina hoe bains de vody le izy fa mody aolankolana hoe bains dérivatifs zany ?

:-P
11. ravakamalala ( 15/08/2007 21:28)
=))=))=))
12. Fiffi ( 16/08/2007 15:01)
:-D:-D:-D
13. xxx ( 16/08/2007 15:09)
dérivatif satria tsy eo @ ilay toerana atao bain fotsiny ny effet andrasana :

dynamise certaines fonctions, assurant une meilleure résistance aux variations de température, une plus grande énergie, un meilleur sommeil, une meilleure résistance aux infections, un remodelage du corps
14. sakaizakely ( 16/08/2007 16:13)
maninn kay no miafina ao ambadiky ny xxx ao nefa manao resaka mahaliana izany ? sa resaketo... fotsiny ?

inn ilay "certaines fonctions" ?

meilleure résistance aux variations de t° ?

plus grande énergie ?

meilleur sommeil ?

résistance aux infections ?

remodelage du corps ?

za klou zao tena mbola mahatanty saoka tsara, tsy farofy, matory tsara sady mbola tsy mila ravalement de façade koa

hoatry ny mampatsiahy ahy an'le mpivarotra méthode farfelue ireny (herbaprout & co...) ity dinika ity :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002