BIZOURK ........... avy amin'i Shoan

21. ftma ( 14/08/2007 06:57)
tsis valérany tsony l bizourk forcé lé!
tokony omena biz'oroka mihitsy mim fa manana alahelo @ izay mahazo :-D
bizouk shoan :-*
22. aloalo ( 14/08/2007 07:13)
tsisy forcé zany kosa ny bizourk fa @ (l) kosa io e !

otrany lasa zany ny mpanakorotana iray d manoy ny asany ny hafa e !
23. diamondra27 ( 14/08/2007 07:14)
ftma:

tsis valérany tsony l bizourk forcé lé!
tokony omena biz'oroka mihitsy mim fa manana alahelo @ izay mahazo :-D
bizouk shoan :-*

__
_______________________________

za tsy hanome n'i mim fa i shoan ihany


ftma: efa nanome bizoroka an'i shoan ngah akia njy, mba omeo any akia izy a!:wink:


bizoroka be shoan:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

24. ftma ( 14/08/2007 07:26)
diam: efa lasa any daholo ny tahiry tao :-*
25. SHOAN ( 14/08/2007 07:48)
:D:DIza Mim ? :D aza tezitra zany fa Tsiky dia ampy é ! :D ny ahy Bizourk mamy bé no oméko anaréo rehetra :D ary misaotra bé amin'ireo nampiakatra ny isan'ny bizourk pour shoan :P:-*:-*:-*:*:*:*:lol:merci vrak mille:P:-*
26. xxx ( 14/08/2007 07:52)
ftma: i mim izany (na i .....) dia tsy ahazo amin'ity volana ity, koa tsy ho ronotra eo ve izy raha tsy mahazo bizourk, nefa izy mba efa présente isak'izay misy dinika iray vaovao izay mivoaka=))=))=))=))
27. Fiffi ( 14/08/2007 07:52)
SHOAN : :-*:-*:-*:-*:-*
28. Fiffi ( 14/08/2007 07:54)
ftma:

tsis valérany tsony l bizourk forcé lé!
tokony omena biz'oroka mihitsy mim fa manana alahelo @ izay mahazo :-D
bizouk shoan :-*
f'ita hoa akia eh ! :-D:-D:-D:-D omena ve ? :-D:-D
alefa any akia Shoan an ! :-*:-*:-*:-*


29. ftma ( 14/08/2007 07:59)
xxx: ataontsika top izy @ volana manaraka dia tsy be menomenona ohatr'io e :-D
SHOAN: tsy misy hisaorana e :-*:-*
30. SHOAN ( 14/08/2007 09:41)
Momban'ny "BIZOURK"
Ho an'ny namana serasera
Tsara angamba raha haveriko amin'ny tény malagasy eto ilay soratra voatery nofafàn'ny webmasitera .
momban'ny édito n° 102 ao amin'ny tranonkala rainizafimanga izy io ka tsara ho hitan'ny bé sy ny maro fa momban'ny serasera.org sy momban'i héry.
Azontsika vakiana izy io raha mi-klik amin'ireto
http://razafimahazo.free.fr/Descendants/Edito_arch/EditoArchive.htm
www.rainizafimanga.com
Mazava hoa azy angamba fa tsy misy bizourk forcé zany ka mba hiangàviako ilay olona mpanankorontana mba tsy hamerina izany.(mahatsapa-tena izy satria olon-kendry)
:arrow:izay forcé nanomé bizourk na ho an'iza na ho an'iza dia aleo mba hilàza ny anarany. Amin'izay mazàva ny resaka.
Misaotra ireo manomé bizourk amin'ny fony sy tsy misy fanéréna.
:arrow:bizourk ho an'i héry:lol::P:*
:arrow:Bizourk ho an'i diam':*:-* ftma fiffi badouda aloalo kelly stretch simplex cazal SylvianeB :-*kalamako majakely et tous les autres :*:-*fa lava loatra raha soràtana eto daholo hihihihih:D:D:D:D
31. SylvianeB ( 14/08/2007 09:53)
Tena marina tanteraka ny lazain'i Shoan :D
izaho aloha dia manome tsy terena velively minhintsy ary tena omeko amin'ny fo ny bizourk é:*:-*
raha vao manana tahiry aho dia maika hoeko an'i Shoan
:*:*:*:*
32. diamondra27 ( 14/08/2007 10:29)
:*:*:*
refa tsy misy tahiry bizoroka de eto no omena ny bizoroka ho an'ny shoan
syl::wink:
33. SHOAN ( 14/08/2007 12:03)
=))=)):*:-*=))=))=)):arrow::oops::arrow::-*:!::D=((=))^:^=D:-$:lol:=))=))=))=))=))==))=))))
34. xxx ( 20/12/2007 06:39)
:-Dniverina mba nijery ty dinika ity aho fa tena nisy olona mahay manao cinema mitsy ao tssssssss:x mpetsara velatsihy olona iray no manao olona roa:-P
35. radjery ( 20/12/2007 09:25)
iza zany ry xxx:roll:
36. tess ( 20/12/2007 11:21)
kopy enao an ilay mialona bizoroka:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.654