jeux des iles, JEUX DE TIM? JEUX DES NULS

21. kanota ( 09/08/2007 08:27)
Aza adino kosa anefa ravatorano fa ny tsikera izay miteniteny foana dia miditra antsain'ny olona ary misy manaraka. Taona maro no hanitsiana fisainana diso ary tsy vitan'ny tsiky iray dia ampy mihintsy ny saina simba Ravatorano. Ohatra lazaiko anao dia ny faifandraisan'ny vahoaka eny amin'ireny fokontany ireny. Nohon'ny resaka politika dia tsy rototra ny vahoaka ary na antsoina hamaha ny problema hiainany andavan'andro izao aza dia malaina ny hanantona na hivory izy. Ny masaka ao andoha dia ny hoe politika fikafika.ary resaky ny mpametsifetsy. Taona maro io vao voavaha nefa iza no manantanteraka ny fandrosoana fa tsy ny vahoaka tsirairay ve? Samy tompon'andraikitra ka tsy mety ny tsikera fanimbaina sain'olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7213