tsetsatsetsa aviavy

21. tywa68 ( 08/08/2007 14:21)
Ika : :-D
22. piste ( 09/08/2007 04:40)
piste> rehefa tsy hamaly dia mijanona fa efa fantatro ny valiny

Fa fanahy avy aiza no mandrisika an`ingahy nilaza an` io. Mba lanjalanjao ihany ny vava avoaka. Raha hifanasa vangy aleo angamba mivoaka ato @ VAVAKA sy FINOANA isika mirahalahy.
23. sitlo ( 09/08/2007 14:12)
neih
24. sitlo ( 09/08/2007 14:18)
Isaorana aloha ny mpandika teny na dia izany aza. Fa ny Baiboly aty aoriana kosa tokony mba ovana.

Na raha mety mitarika korotana dia asiana fanazavana ilay italika kely ireny eny ambany.

Ilay manome rariny an-dry zareo hoe atao izay misy any Madagaasikara ohatra ny tsy mety ihany. Satria nahita voambolana ihany ry zareo: boriky, liona, dera, bera ... fa ilay aviavy angamba no tsy naha-izy azy.
25. Fiffi ( 09/08/2007 14:50)
sitlo:
Fa ny Baiboly aty aoriana kosa tokony mba ovana.
tokony ovana ahoana akia zany ?


26. ikaretsaka ( 10/08/2007 02:25)

ikaretsaka:
ka ilay anaran-kazo anie ry sitl gravy be e

[quote-fiffi]gravy be ahoana akia zany ?
[/quote]

Imagine ary hoe taty Madagasikara i Jesoa dia imagine hoe rotra io azo io fa tsy aviavy:
dia ahoana ny handikan'ny vazaha azy?
dia mitady hazo mitovitovy amin'ny rotra izy mba hananan'ilay mpamaky ny tantara idee fara-faharatsiny hoe izao no tiana tenenina sy foto-kevitra.

Ika tao ambony tao:
Ohatra Tamin'izao nampianatra Katesizy tany Atsimo tany; nanontanian-dry zalahy hoe ohatran'ny inona izany Olives izany. (fantatry ny olona any atsimo taiza moa izany olives?)

dia tsy maintsy mi improve eo ianao , mba ahitany tsotsotra ny concept-ny ... dia nolazaiko hoe ohatran'ny "lamoty" satria io hazo io no akaikikaiky aminy, sy hazo fantany ary ny voany mitovitovy @ olives
Au moins mba misy idee ao anatin'ny lohany noho ilay hitoritory zavatra tsy fantany akory
27. fijo ( 10/08/2007 22:17)
ny figue mamy tokoa fa ny aviavy manganana.izany hoe tsy io ilay tany israely tiana lazaina.sa hoe satria mitovy ireo voa ireo dia natao hoe izay le dikany????tsy nandramana akory
28. ikaretsaka ( 13/08/2007 00:54)
dia raha tany madagasikara i Jesoa hoa ry fijo ka rotra io hazo io..
dia ahoana ny handikan'ialahy ilay izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6873