melky

41. ratonga ( 08/08/2007 08:34)
cutie: tongava aingana ra té hitsikitsiky é http://www.dailymotion.com/related/1153972/video/xsh45_pazzapa-1tsikistsiki-lava_music :lol::lol::lol:
42. radjery ( 08/08/2007 09:44)
tsara daholo kosa ny hira ato izany :D
43. diamondra27 ( 08/08/2007 11:13)
melody: kiss njy! omena akia ndry ra zay fotsiny a!
alefako colissimo mitsy
:-*:-*
44. cutie ( 08/08/2007 15:17)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 08-08-2007 10:34:43
Lohateny : Re : melky
cutie: tongava aingana ra té hitsikitsiky é Jereo eto

te ho tapa-tsinay za ka:-D
45. ratonga ( 08/08/2007 17:47)
ty ko mlay le orizinal http://www.youtube.com/watch?v=Ax6sjgIWwow&NR=1 :lol:
46. melody ( 08/08/2007 18:04)
izaho anisany tia an'i koike ihany koa efa nalefako tato izy io raha tsy diso izah, f'efa ela... misaotra ratonga:-*:-*

diamondra27: misaotra akia:-*:-*:-*

cutie: tandremo aza tapaka eo ilay tsinay ka tsisy hanohy azy eo vô loza:-D:-D:-D

fiffi: mahay mihira mihintsy ny malagasy ka!

radjery: ka ratonga io mandefa azy io koa, mahitahita ange izy io e:-D:-D:-D
47. radjery ( 08/08/2007 20:36)
melody/ :}:-P:wink::-D:-D:-D
48. cutie ( 08/08/2007 20:39)
melody :-D
ny ahy ty no tiako :-D
http://fr.youtube.com/watch?v=u1gdGy6og7k&mode=related&search=
49. cutie ( 08/08/2007 21:32)
de ty koa :)
http://fr.youtube.com/watch?v=eVMWQRuP4b8
50. ratonga ( 08/08/2007 23:16)
ary ty ko ngé http://www.dailymotion.com/relevance/search/pazzapa/video/x22q4c_firmin-zaho-amin-ny-adalako-live_music :lol:
51. melody ( 09/08/2007 10:42)
cutie:tsara daholo tokoa surtout ny viavintsika avy any la cote any manja kely daholo no mahay mandihy be, mahay noho i shakira i think:lol:
52. kelly13 ( 09/08/2007 11:15)
nenà aza mou ny zanako mahay le gadon'ilay hira oe "mbola tia" an'i melky io, gaga fotsiny za t@ zay, :)
53. mim ( 09/08/2007 11:58)
melody:
tsara daholo tokoa surtout ny viavintsika avy any la cote any manja kely daholo no mahay mandihy be,
raha tsy inona ko!!!!!!


54. cutie ( 09/08/2007 20:26)
Mpandefa : melody [ Valio ] 09-08-2007 12:42:03
Lohateny : Re : melky
cutie:tsara daholo tokoa surtout ny viavintsika avy any la cote any manja kely daholo no mahay mandihy be, mahay noho i shakira i think

hita koa :wink:
55. ratonga ( 09/08/2007 21:10)
reto ny tena midansa b :lol:
http://www.youtube.com/watch?v=S0kO-pJJUTo
56. cutie ( 09/08/2007 21:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
57. cutie ( 10/08/2007 00:22)
ty koa milay :)
http://fr.youtube.com/watch?v=8hdTKIEHDOo
58. zambolida ( 10/08/2007 22:28)
:-D:-D:-D ary ty ka
http://www.youtube.com/v/7cuL58qnNDQ
59. cutie ( 10/08/2007 22:47)
tsy ratsy :-D:-D:-D:-D
60. xxx ( 02/09/2007 08:05)
nareo ngaha tsy mahita hoe b matraquage b loatra melky sady mitady hitovy b am hiran tatie tahiry sy tonton ndondolahy ny hirany??? hita mihitsy hoe avy aiza no hiavin inspiration ao aminy. apetraho tsara aloha ny maha-anao anao d hita eny foana ny tohiny. rahoviana ny album manaraka eeeehhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1001