Misy zavatra tsy azoko!

1. Herimiafina ( 05/08/2007 14:14)
Ankadivato
Ar 46 millions dérobés dans un cambriolage


Dans la nuit de 19 juillet, le domicile d'un opérateur économique d'origine chinoise à Ankadivato a été cambriolé. Un coffre contenant une somme de 46 millions ariary, en monnaie locale et étrangère
confondues, a été dérobée.
Les malfaiteurs ont profité de l'absence du propriétaire pour commettre le vol. L'opérateur s'est rendu compte du cambriolage lorsqu'il est rentré chez lui vers 22 heures. C'est à ce moment-là qu'il a alerté le service de la sécurité
urbaine d'Antananarivo, à Tsaralalàna. L'enquête a mené à l'interpellation de la femme de ménage de l'opérateur. Celle-ci était dans la maison la nuit du cambriolage.
Interrogée, la domestique a dénoncé quatre individus dont un employé au chantier de l'opérateur à Amboanjobe. Elle a précisé que ce dernier était l'auteur principal de ce forfait. A partir de cette piste, la police a procédé à l'arrestation des suspects. Le 20 juillet, trois d'entre eux ont été appréhendés à Amboanjobe. Le dernier s'est rendu au commissariat de Tsaralalàna après avoir été contacté par téléphone.
Durant l'enquête, les présumés voleurs ont tout nié. Mais la perquisition de leurs domiciles a fait resssortir la vérité. A Nanisana, la police a découvert 1,6 millions ariary. 13,5 millions ariary ont été saisis à Mahitsy-Ambohimanambola dans la commune rurale d'Alasora. 13,5 millions ariary à Tsarahonenana. Et 62 millions ariary ont été recupérés à Ambatomanga-Manjakandriana.
Jeté dans la fleuve Ikopa, le coffre a été repêché par des éléments des sapeurs pompiers, près du By-pass.
La femme de ménage et les quatre hommes seront déférés au Parquet ce jour.

Teholy Martin
Date : 24-07-2007


Loharano: http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=9671

Ny zavatra tsy azoko ao dia ity:
Vola very=46 millions ariary.
Vola hita=(1,6 + 13,5 + 13,5 + 32) Millions Ar.

= 60,6 Millions ariary.

Dônky: (60,6 - 46)Millions Ar = 14,6 Millions d'ariary. Avy taiza io parotsa io? Vola tamina halatra hafa ve? Sa ra-sinoa matahotra FISC dia manao fausse déclaration klé? :-w:@


novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:26
2. diamondra27 ( 05/08/2007 14:56)
mazava ho azy fa nisy fausse déclaration zany koa

mampalahelo de ny majinika ihany aloha no voarohirohy:(
3. Fiffi ( 05/08/2007 15:00)
misy be fika indray tao zany an ! :roll:
4. menalamba ( 05/08/2007 17:01)
Maranitra koa izany mason'areo izany ry herimiafina k'lé!!Mba namaky an'io ihany aho fa tsy nahatsikaritra .Favy é!
5. malalatinasoa ( 05/08/2007 19:56)
Ny zavatra tsy azoko @ zao koa dia
Herimiafina:


Vola hita=(1,6 + 13,5 + 13,5 + 32) Millions Ar.

= 60,6 Millions ariary.

Dônky: (60,6 - 46)Millions Ar = 14,6 Millions d'ariary.



Nefa hoy ny gazety hoe:
Vola hita (1,6+ 13,5+ 13,5 + 62)= 90,6 Millions d'Ariary 8O8O8O.
Fehiny: Rehefa miampitampita ny info dia matetika misy latsaka ary misy mitombo. Ary ny zavatra avoakan'ny gazety eto madagasikara tsy voatery marina daholo akoriny.
6. Herimiafina ( 05/08/2007 19:58)
Dia ahoana hoy ny redacteur en chef raha misy latsaka izany na mitombo, zah mantsy teto izao ianao no mba redacteur en chef-ko nanitsy azy e! :-D:@
7. Fiffi ( 05/08/2007 20:16)
malalatinasoa:

Ary ny zavatra avoakan'ny gazety eto madagasikara tsy voatery marina daholo akoriny.
zay foana no hilazako hoe aleo mitandrina am zavatra lazain'gazety.....


8. Herimiafina ( 05/08/2007 20:19)
Marina izany kah, supposition no azo kianina ho mety marina na mety tsy marina fa ny chiffre tsy azo tenitenenina fahatany fa mampidi-doza be.

Ny supposition tsinona "faits" (percu) fa raha ireo chiffre ireo dia tsy maintsy ny voasoratra ao anatin'ny rapport de police no navoakan'ny gazety. :-D
9. Fiffi ( 05/08/2007 20:20)
ny mahagaga anaha ftsn de hoe : rehefa misy zavatra tsy marina lazain'le gazety de tsy mba voasazy ve ry zareo ? :roll:
10. Herimiafina ( 05/08/2007 20:47)
Supposition ireny! Indraindray mitovy amin'ny tsy fisian'ny porofo mahamarina azy no tsy hisian'ny porofo koa tsy mahamarina azy ka anjaranao ny mampiasa coco.

Afaka mitory ianao saingy avoahay klou ny porofo hoe marina tsy marina, raha tsy izany dia ilay tsangambato etsy Antaninarenina iny mety manamanana ny rariny kokoa noho ianao. Mba kaozy e! :^):-D:@

Ankoatr'izay, raha misy fahadisoana ny chiffre dia ny redacteur en chef no tokony hojerena ary tokony manitsy amin'ny alalan'ny article iray, saingy etoana toa chiffre azo avy tamin'ny polisy, kely ny chance mampadiso azy (supposition-ko io). :@

11. Fiffi ( 05/08/2007 20:50)
extravagant be kosa aloha raha hoe le chiffre navoaka nisy hadisoana an ! heu....io kalou de tena hinoako satria tsy nataotao foana ireny...hevitro koh io....
12. Herimiafina ( 05/08/2007 20:57)
Fa atao inoan any antrano koa nefa volabe izany e! Ngah tsy misy ny banky?
Ny cofrre fasiana firavaka, sy volakely iray arona fotsiny fa tsy parotsa be amantaoniny izany. :-D
13. Fiffi ( 05/08/2007 21:22)
mba adalana koh kalou io fitazomana vola be ao an-trano io an ! ary nahita koh toi am io calcul be io an ! :-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 05/08/2007 23:02)
Eny e, mety diso angamba ny teniko fa tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ihany iny, fa enga anie mba tena fahadisoana chiffre tokoa! :wink:
15. Fiffi ( 06/08/2007 19:26)
raha tena fahadisoana le chiffre de eo no tena grave koh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3973