Hitety an'Madagasikara am vidéo....
1. Fiffi
(
04/08/2007 14:45)
hummm.....nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko antsika eto an !
Fianarantsoa ?
Antananarivo ?
Antsirabe ?
Tuléar et Ilafy ?
Andasibe ?
Mazotoa daholo mijery....
http://madagascar.extrawebportal.com/medias.php?Keywords=Mahaleo&PHPSESSID=5e3dc43e5bf49412a683737fef6a2611
Fianarantsoa ?
Antananarivo ?
Antsirabe ?
Tuléar et Ilafy ?
Andasibe ?
Mazotoa daholo mijery....
http://madagascar.extrawebportal.com/medias.php?Keywords=Mahaleo&PHPSESSID=5e3dc43e5bf49412a683737fef6a2611
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 20:23
4. Herimiafina
(
04/08/2007 20:01)
First of all, misaotra amin'ilay site. Then,....
Antananarivo, Antsirabe, ...., Tuléar et Ifaty,....
Fa naninona no natao nivaka amin'ny teny Frantsay ilay Tuléar ao anatin'ilay site, nefa ny ambiny anarana teny gasy avokoa e? :^):@
Antananarivo, Antsirabe, ...., Tuléar et Ifaty,....
Fa naninona no natao nivaka amin'ny teny Frantsay ilay Tuléar ao anatin'ilay site, nefa ny ambiny anarana teny gasy avokoa e? :^):@
5. Fiffi
(
04/08/2007 20:10)
Herimiafina: heu....eny tokatrany an ! fa le hoe "Ifaty" lazainao sy Ika no tsy azoko an ! nga tsy Ilafy ? :roll:
6. Herimiafina
(
04/08/2007 20:22)
Fiffi tery ambony tery:
[...] Tuléar et Ilafy ? [...]
Ika teo ambanimbany teo:
[...] Ifaty fa tsy Ilafy [...]
Dia naverko nojerena ily site dia tena Ifaty marina no tao, plage io, fa tsy Ilafy.:wink::@
7. Fiffi
(
05/08/2007 05:59)
hafahafa be le anaran'le plage raha izany.....ohatran'mampatahotra zany raha ho any...
8. ravakamalala
(
05/08/2007 10:00)
tsy fantatr fiffi ve Ifaty? 3 no plage malaza ho tsara indrindra ao dago :
1 ifaty (faritr' i toliary)
2 ramena beach (antsiranana)
3 libanona beach (taolagnaro)
(mety efa niova am zao fotoana zao)
1 ifaty (faritr' i toliary)
2 ramena beach (antsiranana)
3 libanona beach (taolagnaro)
(mety efa niova am zao fotoana zao)
9. Fiffi
(
05/08/2007 12:05)
ravakamalala: heu.....ka zah akia mbola tsy tany am ireo toerana nolazaindry ireo an ! de tsy aiko fa le anarana hoe Ilafy no efa henoko.....
11. Fiffi
(
05/08/2007 21:19)
bilakarenjy: mampanofinofy akia an ! tongasoa njay kalou toi an ! :):-*:-*