Voyage Madagascar

1. Ratoa ( 01/08/2007 17:10)
Iza ianareo no mahita billet tsy dia lafo na mora Paris-Antananarivo - Paris na Marseille - Antananarivo-Marseille.
Mba ilazao aho ary dia mba atory ahy iza na aiza no antonina
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:53
2. diamondra27 ( 01/08/2007 18:01)
za koa mitady
3. malalatinasoa ( 02/08/2007 08:32)
otrinn no tsy lafo?
de rovina no ande?
4. sakaizakely ( 02/08/2007 13:35)
manatona agence de voyage maromaro dia ampitahao fotsiny ny vidiny sy ny conditions

misy morakely fa non remboursable non modifiable, raha misy olana tampoka dia perte totale

misy eo no eo ny vidiny fa modifiable avec pénalités izany hoe mila andoavambola

misy somary lafo kokoa nefa open, azo ovaina ny daty mandrampandeha, raha sanatria misy tsy fahafahana tsy very ny billets fa mbola azo ovaina foana

samy hafa ny lanjan'entana azo entina ka anontanio tsara

samy hafa koa ny halavan'ny séjour

anjaranao ny mampitaha ny conditions mahafapo anao sy ny vidiny.

nouvelles frontieres
air mad
air france
air mauritus
fnac
carrefour
na izay agences hitanao mety daholo
5. Ratoa ( 02/08/2007 14:37)
Misaotra anareo izay namaly. manodidina ny 1000 euros eoeo. 3semaines à 1mois, septembre.
Efa nojereko ireo fa nandre aho hoe misy izany gasy izany any Marseille angaha? Mikarakara karazana charter mankany M/car, tena mora be. Raha samy ho tonga ihany moa nahoana no hifidy ny lafo? Raha mahazo 30Kg de bagages koa dia efa tsara. Ny Air France toa manome 46 (2 x 23 Kg).
Manaraka izany, mahafantatra olona aho eto aminay, efa 40ans izy no eto. Tsy mbola nody mihitsy ary handray 70ans izy izao. Mba tianay ny hanampy azy azahoany billet aller-retour gratuit raha mety na izay mora indrindra fa rehefa tsy mety ny gratuit dia hanambatra izahay hividy billet ho azy.

Fitiava-namana sy fitiava-tanindrazana ê!

Veloma daholo
6. xxx ( 02/08/2007 14:52)
Mahita mora lavitra noho izany ianao raha sept izany , Corsair mety ho azonao 700 euros , sady toa efa 30Kg ny entana azo entina

7. kelly13 ( 02/08/2007 15:05)
efa henoko kou io oe gasy aty @ bouches du rhone io, fa asa izay prix-ny!
8. Samoana ( 02/08/2007 15:32)
Misy gd open petanque any Dago @ volana Novambra ka misy prix promo momba ny frais.Raha vol sec dia 690 euros TTC Marseille/Tana/Marseille.
-Départ Marseille: 08 Novembre 2007
-Possibilité retour sur Marseille: 14/21/28 Nov.
-Possibilité retour sur Paris: 17/20/24 Nov.
Na tsy mpilalao aza fa sipôrtera de mety:D
Date limite de reservation: 15 Sept. 2007
Contact/ 06 29 32 32 69 na 06 17 57 46 29

Tsy ny tenako no mikarakara fa prospectus no nadikako sao mahaliana ny namana ireo daty ireo:wink:
9. Fiffi ( 02/08/2007 16:49)
Samoana: io koh no hitako TTC mora indrindra hatram-zao.....
10. dadie ( 02/08/2007 17:10)
misy morakely fa non remboursable non modifiable, raha misy olana tampoka dia perte totale

misy eo no eo ny vidiny fa modifiable avec pénalités izany hoe mila andoavambola

misy somary lafo kokoa nefa open, azo ovaina ny daty mandrampandeha, raha sanatria misy tsy fahafahana tsy very ny billets fa mbola azo ovaina foana

efa nitranga tamiko voyage en groupe zay tam eritaona d ny bié tsy azo novaina fa tafajanona tampoka tany aho fa tena tsy nety ry zareo d voatery nividy hafa indray fa maka assurance d tsy misy blem
Ny Air France toa manome 46 (2 x 23 Kg).

io koa tsara fa ny bagazy aza atao mioatra na 1 kg aza ny iray fa aleo manao 22,5kg anakiroa
Manaraka izany, mahafantatra olona aho eto aminay, efa 40ans izy no eto. Tsy mbola nody mihitsy ary handray 70ans izy izao. Mba tianay ny hanampy azy azahoany billet aller-retour gratuit raha mety na izay mora indrindra fa rehefa tsy mety ny gratuit dia hanambatra izahay hividy billet ho azy.

mafinaritra ka !!!!!!!!!(l)
11. diamondra27 ( 03/08/2007 07:29)
refa tsy lasa de ankafizo alou ty

http://www.youtube.com/watch?v=_OvXMm_O7pE&mode=related&search=

http://www.youtube.com/watch?v=xj8iVcnDqaE&mode=related&search=
12. Fiffi ( 04/08/2007 06:08)
Ratoa:
Mba tianay ny hanampy azy azahoany billet aller-retour gratuit raha mety na izay mora indrindra fa rehefa tsy mety ny gratuit dia hanambatra izahay hividy billet ho azy.
heu.....ny gratos ngamba tsy ho possible....fa io koh miankina am le période andehananao....raha am zao fotoan'zao kalou de tena plein tarif an ! rehefa "hors saison" toa misy 500€ hiany....


13. diamondra27 ( 04/08/2007 11:57)
de oviana zany hors saison zany? hihihi

hatr@ 30 juin teo zao nisy we 590 izy zay ra tsy diso aho
14. Fiffi ( 04/08/2007 12:53)
rehefa vacances de ataony hoe "haute saison" ny ambiny basse saison.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449