tikou ra mba ho namako ianao
21. wooda
(
31/07/2007 17:20)
hollyjoli-> salade de fruit jolie jolie...
tu plais à mon père euh...
tu plais à ma mère euh...
Za malaky manadino fa raha matetika mamaly forum de ho hitako sy hitanay fona ianao! :-*:-*
tu plais à mon père euh...
tu plais à ma mère euh...
Za malaky manadino fa raha matetika mamaly forum de ho hitako sy hitanay fona ianao! :-*:-*
22. Fiffi
(
01/08/2007 10:04)
humm.....tongasoa daholo nareo namana vao2 , de mazotoa mi-forum :)
wooda: ndry hoa tenakanina am salade de fruits loatra an ! :-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
wooda: ndry hoa tenakanina am salade de fruits loatra an ! :-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
23. boraingy
(
02/08/2007 09:47)
Aza Bedesina ny Zanako fa mba aleo izy aloha hanaram-po kely. Io no mba azony hatao aloha ankehitriny hahafapo ny nofony.
Andriamanitra Mahalala ny momba azy.
Andriamanitra Mahalala ny momba azy.
29. gasinamana10
(
26/08/2007 17:32)
mora ny mahazo namana
raha mazava ny saina sy fo
ny gasy hono malaza ho manana
tsiky voajanahary tokoa
ka sokafy ny fo dia mitsikia
fa za' ho tena namandry:::)
raha mazava ny saina sy fo
ny gasy hono malaza ho manana
tsiky voajanahary tokoa
ka sokafy ny fo dia mitsikia
fa za' ho tena namandry:::)
31. joks
(
06/09/2007 09:30)
Iza koa vaovao te mba te ifandray amin'ny namana iray mahafinaritra sy mazoto manaoratra.
33. petsa
(
29/10/2007 08:41)
Underlined text[color=red]Red color[/col
hollyjoli:tsara ny namana ry se an.za koa torakzany e.mila namana aho satria za tsy mba mtovy @ zanakol rehetra eto atany fa mahatsapa irery satria fehezin reny kely lotra e.tsy apy fialamboly:?::snif:
misotr alo na d ny nanokafanao an'le hevitro fotsin e!
zava-dehib lotr @ko ny namana!
ny namana mantsy mihaino reef mitaraina ;
mampaery ndray ra sendra malaina
mahatsiaro na mamy io na mangidy
lazainy doly ny ao am-po tsy mifidifidy
manoro evitr ra tojo olana
tsy mba manary ao anaty aizim-bolana
ka ra mitov @ko enao d manorate!
miandry anao ny namana:)
34. Ilitakely
(
18/12/2007 15:23)
za ki namanjy a!za vonn mints ho am'zany.D mba ifamptatara n zavamanjo antsika zany isika