olana

1. ipiso ( 27/07/2007 20:14)
tiako be izy, fantany zany, nefa nariany a
novalian'i cutie ny 31/07/2007 13:38
2. sylvain ( 27/07/2007 20:45)
mety ho fantatrao ve ny antony nanariana anao!
miainga @zay tsinona lé izy!
3. Papoose ( 27/07/2007 23:47)
Mampalahelo izany!=((
dia nariany nosoloiny sa naririny fotsiny?
4. ipiso ( 27/07/2007 23:54)
ka lasa nanolo hafa izy e,
5. ikaretsaka ( 28/07/2007 00:04)
mampalahelo..
fa tiany noho ilay hafa izany ianao.. jereo hoe inona no tsy ampy aminao ka hananan'ilay hafa dia iny ezahina amin'ny manaraka
6. xxx ( 28/07/2007 00:40)
ipiso:
tiako be izy, fantany zany, nefa nariany a

Indrisy, ... endrey, ...
Fa naninona ? ...
Inay mantsy ...
indray mandeha no manta vary ...
7. xxx ( 28/07/2007 07:42)
aza miasa saina a zany, fa mba manoloa ko a e!
8. xxx ( 28/07/2007 08:00)
efa teo aho no niala e! mahereza
9. la ( 28/07/2007 08:06)
ipiso> aza mitomany maty volavo fa mbola hiakatra ny any antsaha!!! mdrr
De ra olona iray no tsy tia mitoto koba atavy!!
Tandremo sode manaonao fona amizany an
Mahereza
10. booboo ( 28/07/2007 09:25)
aza mitomany maty volavo fa mbola hiakatra ny any antsaha!!!


:-D:-D:-D:-D
11. koloina ( 29/07/2007 05:28)
hiteny za hoe aza malahelo nefa fantatra fa tsy maintsy malahelo ndry , fa hoe aza kivy de aza maimaika koa fa andraso tsara de le mbola tsara be lavitra noho izy indray hanoloana azy ee!
12. miralyia ( 29/07/2007 08:35)
zao fotsiny atao andoha lasa ny mamba de misosoka ny voay sady ts maints his fotoana alelovany anao e de refa maita an'azy de az miseho oe faly fa teo daolo aky no niala fa atanjaho ny saina a de dis toi que tu survivras:wink:
13. cutie ( 30/07/2007 18:30)
Mpandefa : ipiso [ Valio ] 27-07-2007 22:14:17
Lohateny : olana
tiako be izy, fantany zany, nefa nariany a


"Jereo ny maraina vaovao
Mbola hisy mamiratra ho anjaranao
Velomy ao am-ponao ny feon’ny fanantenana
Fa hisy masoandro hitondra hafanana
Mbola hisy fanilo hafa indray"

Rija Ramanantoanina :lol:
14. ipiso ( 31/07/2007 09:14)
:-*:-*misaotra betsaka anareo namana fa tena namana tokoa,
:-*:-*
15. xxx ( 31/07/2007 13:25)
iray lasa folo no misosoka
16. cutie ( 31/07/2007 13:28)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-07-2007 15:25:05
Lohateny : Re : olana
iray lasa folo no misosoka

:-D:-D:-D:-D
17. xxx ( 31/07/2007 13:30)
ka marina nge io ry cutie (cly) e:-D:P
18. cutie ( 31/07/2007 13:31)
ka izy marina no mampime koa :-D:-D:-D:-D
19. xxx ( 31/07/2007 13:34)
aza adino tokoa za refa lasa ilay ao an!mba ho isan'ilay folo za :P:-D
20. cutie ( 31/07/2007 13:38)
ndraso refa tsy tia tsony izy e :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0871