Finoana sy Siansa _ Afaka mifanampy ve sa....?
21. niryna
(
02/08/2007 05:56)
fijo:
misy tsy hiraisan kevitra aloha e.ohatra,ohatra ity hoe andriamanitra no nanao ny zavatrarehetra ity.io tsy iraisako hevitra amin'ny mpino.
Dia iza izany Atra aminao?Toy ny anaran-javatra rehetra ,raha miteny ianao hoe antsy misy izany ilay antsy,raha miteny ianao hoe saka,misy izany ny saka.Raha miteny izany ianao hoe resaka Atra dia misy izy izany fa tsy voatery hino azy akory ilay olona ,misy Izy dia izay.:roll:
22. ikaretsaka
(
02/08/2007 08:17)
ka izay no inoany aza ko inona no idiran'i niryna amin'izany?
23. fijo
(
02/08/2007 21:51)
ka eo mihintsy ry niryna,za tsy mino hoe misy izany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0065