sipa sy vady

1. winslet ( 25/07/2007 12:02)
zay a vo mba niditra membre tato atraminizay ze naitako anity serasera ity.ny sujet mampikitikitika ana de zao:
ara pitiavana a déçu fona ra resaka sipa de zao za otrani te anambady satria aminni eritreritro de ny fanambadiana no mety o ananako fitiavana sy ao a vao ahasa anome koko satria efa mifatotra a izi.kanefa le probleme anile mpivady ko ane misy e.za zao tena tsy itako mihintsy ze mahasambatra.leo be
novalian'i xxx ny 26/12/2007 16:58
2. Toary ( 25/07/2007 13:53)
tsotra, aza mitia tsony,en fait,l'amour n'apporte que du souffrance. nefa azo atao v ny tsy mitempo fitiavana intsony?... tsy haiko
3. besisika ( 25/07/2007 14:06)
fa inona izany no azo atao anao amin'izao fatena matsikaky ahy izany teninao izany alefaso ange ny sarinao mba jerena mila valiny:-*ry sipa sy bandy
MERCIE A BIENTOT
4. benaly ( 25/07/2007 15:48)
sipa na vady, ny anarana no tsy mitovy fa samy fitiavana daholo no mampifamatotra ao.Mandiniha tsara aloha vao manapa-kevitra fa sao ao vao anenina koa
5. fasaly ( 25/07/2007 16:01)
tena ps vavao dool reto miresaka ato reto:°)
fa zao : sambatra zé tina sy tiana...
6. boraingy ( 25/07/2007 16:54)
Ny fatahorana miatrika problema no tsy mety indrindra rehefa miaina eto amin'ity tany ity ianao. Tsy ny sipa na ny vady no tokony hametraka olana fa ny fahamatoranao miatrika ny fiainanao. Lesona daholo no iainanao ny zava-mitranga aminao fa anjaranao ny mianatra miaina sy manovo izay soa azo avy amin'ireo lesona ireo.
7. sympa ( 26/07/2007 11:08)
Miombin-kevitra @ fasaly :wink:
8. Angolaina ( 26/07/2007 11:37)
Ny tena marina nge mitovy ihany ny sipa sy ny vady raha eo @ fitiavana no jerena e! ny maha samy hafa an'ireo fotsiny dia ny sonia vita. Diniho tsara aloha izay atao rehetra eo @ fiainana tsy hisian'ny nenina any aorina fa tsy ny fahatairana vetivety eo no entina hanapahana hevitra sady tadidio fa ny fanambadiana toy ny lamban'akoho ka faty no isarahana fa tsy atao fitiavana lamba tonta ka rehefa vasoka de arina @ zay. Mba manàna koa fahatokisan-tena e! Farany, aza de diso sarotiny loatra koa eo @ fiainana fa izay fatra-pifidy ihany koa no mahazo ny manganana :D
9. princesseN ( 31/07/2007 09:01)
winslet>>ka enao ve zany mitady vie tsy misy problème :°):°)mba mitadiava de teneno za rehefa mahita enao kony an!
fa ra resaka amour koa alou tsy maintsy misy olana fona e!fa anjaranao no mandanjalanja!:wink:
10. sitlo ( 31/07/2007 14:07)
Misy fitenin'ny mamanay izay. "Ny an-tratra tsy lavo koa alaivo koa Rainilahy be." :-D
11. simplex ( 31/07/2007 14:21)

ndao anao mopera sy masera doly e ;-)
12. boraingy ( 02/08/2007 09:51)
Hamokaran-ilay tsy vakiatatra hitadivambola tenisany fa mandehana any ihany!
13. yah ( 13/08/2007 04:30)
aza maika anambady izany ry reto fa aleo manao sipa alou tonga hoazy eo ihany izany e! tsy ny famatorana anay bandy no ahitana fahasambarana fa vao maika pire
izaoe avy omeko fiofanana tsara alou ara môraly indrindraindrindra ara fizika agôgô de ho itanareo fa tena hilay ny toiany SADY GRATOS IO NO AFAKA MIASA AVY ATRANY:*:roll:
14. rhina ( 13/08/2007 08:04)
winslet:

zay a vo mba niditra membre tato atraminizay ze naitako anity serasera ity.ny sujet mampikitikitika ana de zao:
ara pitiavana a déçu fona ra resaka sipa de zao za otrani te anambady satria aminni eritreritro de ny fanambadiana no mety o ananako fitiavana sy ao a vao ahasa anome koko satria efa mifatotra a izi.kanefa le probleme anile mpivady ko ane misy e.za zao tena tsy itako mihintsy ze mahasambatra.leo be


sambatra sy maita ny fitiavana foana ianao raha mahay mitia ny olona miaraka aminao sy mahay mionona @ izay olona miaraka aminao

enao ne zao efa sambatra e
saingy tsy mahay mionona ianao
mitady ny tsy ita foana
d lasa ohatran'ny oe : tia tena zany enao

ra zao ary enao tsy mahatsapa fa sambatra @ sipa ko maika fa anambady :oops:
15. crassasy ( 20/08/2007 10:59)
Tsy manina ra izay no tianao,sady izay tianao ihany io.Mba andefaso sarinao ra mety:D
16. dadto07 ( 19/09/2007 13:47)
Izaho mitady ka ahoana ny fotoana!
17. benjol ( 15/10/2007 06:57)

Manaona anao,inona vaovao sy maresaka;
Marina aloha fa try trara ny maika manabady, satri tsy mora ny fanambadiana.Fa aleo aloha sipa mialoha mba amin'izay mifampizaha toetra,sady miomana eo @ fanambadiana.
Mba saika te hahafantatra anao bebekokoa zah! hoe ny momba anao!
Io ny adiresiko: randrianirina90@yahoo.
18. ialyr ( 08/12/2007 12:42)
ahoana marina momba le sipa sy vady fa tena betsaka no sahirana @izi io?
19. xxx ( 26/12/2007 16:58)
za lo de tsis hevitra mhits e sotr re:oops::oops::oops:sad mba menatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8548