mba mitady
1. majoro
(
22/07/2007 16:54)
mba mitady ny tononkira mika & davis izay misy.
misaotra mialoha
misaotra mialoha
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:32
2. Bditra
(
23/07/2007 14:32)
Salut !
Ity iray ity aloha no vonona androany le tonokiran'i Mika & Davis. Radem mandefa ny sasany (raha mbola mitady) fa mbola hojereko any anaty archives ko.
Dia manakafiza e !
Bditra
Ampindramo ahy
Raha tsy foinao ho ahy tanteraka ny aminao rehetra rehetra
Ampindramo ahy vetivety foana ny tananao ny fonao
Rehefa ao aoriana kely ao raha toa ka ho reraka
ankino amiko tsisy fetra ny fiainanao, ny fiainanao
Raha tsy avela ho ahy tanteraka e ny momba anao retraretra
Ampindramo ahy vetivety foana ny sandrinao ny nofinao
Rehefa ao aoriana kely ao jereo fa hiaraka e
Ny fianako, ny fiananao
Eh ! sambatra aho, sambatra aho, voafihinao voasafonao ny tanako ô
Takariko ny lanitra raha tratrako
Ianao ny fiainako
Na ho ela na ho haingana ny fotoana hianako ô
Raha tsy omenao ahy mihitsy anie ny fiainanao retraretra
Ampindramo ahy vetivety foana ny fitiavanao ny fonao
Zaho anie tsy hangalatra e ! miera aho vao mandray
Raha omenao, raha omenao
Raha tsy avela ho ahy tanteraka e ny mombamomba anao rehetra

Ny fianako, ny fiainanao
Eh ! Sambatra aho, sambatra aho, voafininao voasafonao ny tanako ô
Takariko ny lanitra raha tratrako
Ianao ny fiainako
Na ho ela na ho haingana ny fotoana hiainako ô
[i]Ampindramo, ampindramo…
ny fonao, nofinao…
Ampindramo, ampindramo…
sandrinao… vetivety foana anie…
Ampindramo, ampindramo…
ny fonao… nofinao…
Ampindramo, ampindramo…
MIKA & DAVIS
[Fanja Andriamanantena]