jereo nge ty fa mampa :(

1. cutie ( 20/07/2007 20:43)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6905625.stm
novalian'i watafon ny 28/07/2007 12:15
2. Papoose ( 20/07/2007 21:40)
uh oh!! mampalahelo. Sady le tanana efa ratsy no mbol'ny hianahan'ny aretina!!:(
3. ftma ( 20/07/2007 21:51)
cutie: tsy misy azo fa mba adikao :wink: (kamo)
4. cutie ( 20/07/2007 22:20)
ftma hihihihi
lava loatra raha adika tsirairay fa fintiniko fotsiny.
Niparitaka any Fort dauphin hono ny syphilis ary atahorana ho lasa sida le izy.
Fa efa mandray andraikitra ny fanjakana hi traiter-na an'ze oul tratran'le syphilis. EO ho eo @30/% no tratra.
5. pissoa ( 21/07/2007 01:52)
raha tokony hitondra vola ho an'i Dago zany le fitrandrahana dia lasa mitondra aretina aloha hatramizao ! :cry::cry::cry:
6. Jeankely ( 21/07/2007 02:38)
Ny zavatra rehetra dia misy andraikitry ny tsirairay. Ny force lasa faiblesse rehefa tsy mahay mandanjalanja ny tokony hatao. Noeritreretina ho vola hiditra kay nitondra aretina hoy ianao. Ny vehivavy mpivarotena mila vola aingana noho ny fivelomany ary ry zalahy koa manipy ny aretny. Ny fidirana antanin'olona koa anefa tsy sahala ny fidirana any amin'ny fiangonana angamba fa misy zavatra maro vao tafiditra koa ahoana no olona misy SIDA ve tsy ho voatsikaritra? Mbola tsy SIDA moa fa arak'io voalaza io. Ny fanjakana dia tokony mampitombo ny asany fa ny tsirairay koa mba mila tombon'andraikitra fa tsy finaritra amin'ny vola haingana na ny filalaovana fitaovapananahana=))=))=))
7. pissoa ( 21/07/2007 02:48)
fanjakana ooo, jereo tsara ny olona miditra any amitsika any ! sady zay ngamba lehilahy avy aty Afrika Atsimo no betsaka ... gay gay gay, sain-tsex 'ray trano :oops:

Refa tsy rakotra bandy misy sifilisy any na hivaro-tena daholo aza ze manana taovam-pananahana rehetra dia tsy hirongatra be anaty fotoana fohy ny aretina :b:b:b
8. Papoose ( 21/07/2007 05:55)
zany eo ihany fa na ny bandy sy sipa ao @ le tanana ko aza anie mifampitety sy mifanakalo eo dia efa source ray koa zay e!dia mifameno dia manao lanja miakatra ny tarehimarika!:(
9. sipagasy ( 21/07/2007 06:21)
mmhhhhhh ka tsy ho ary hotenenina aby ny olona rehetra hoe aza mampiasa ny taovam-pananahana (hihi) fa dia ny hany hery dia ny milaza hoe 'MAMPIASA FIMAILO' e!!!:-*
10. xxx ( 21/07/2007 14:45)
ka ry zareo zatra http://www.dailymotion.com/relevance/search/kilimity/video/xkkba_dadah-de-fort-dauphin-kimility
11. cutie ( 21/07/2007 22:25)
:roll::roll::roll::roll:
12. cutie ( 21/07/2007 22:34)
fa in no dikan'le kilimity?:roll:
13. watafon ( 22/07/2007 19:22)
mampatahotra tokoa aloha fa ambony loatra ilay "taux" e ! fa na izany aza toa mampieritreritra ihany kle ! raha syphilis anie mbola azo tsaboina ihany e! fa ny HIV\AIDS no tena henjana !
14. cutie ( 22/07/2007 19:31)
raha syphilis anie mbola azo tsaboina ihany e! fa ny HIVAIDS no tena henjana !

Efa zay no ataon'ny fanjakana ka
15. niryna ( 27/07/2007 06:19)
Efa miezaka ihany ny fanjakana ary mivarotra ny fiarovana morabe saingy toy ny aretina rehetra ihany dia tsy miraharaha ny olona kanefa tena zava-doza no aterany.Mila fampianarana enjana be mihitsy angamba indrindra ny firenena mahantra.
16. Herimiafina ( 27/07/2007 16:46)
Mila jerena akaiky, i Toliara, i Morondava, i Moramanga, i Ambatondrazaka, fa tsy ra-Tolagnaro avao.

Ny IST rehetra dia varavarana fidiran'ny AIDS, ary dirandoza be ny fihintarany fa tena contact fotsiny. :^)
17. vale ( 27/07/2007 17:38)
pissoa:

fanjakana ooo, jereo tsara ny olona miditra any amitsika any ! sady zay ngamba lehilahy avy aty Afrika Atsimo no betsaka ... gay gay gay, sain-tsex 'ray trano :oops:

Refa tsy rakotra bandy misy sifilisy any na hivaro-tena daholo aza ze manana taovam-pananahana rehetra dia tsy hirongatra be anaty fotoana fohy ny aretina :b:b:b
Dia tsy vitan'ny lehilahy avy any irery fa ny fotsy hoditra sy ny mavo konkoa mbola hadino: ireo no tena atahoraho kokoa raha izaho nanonkana!:{


18. xxx ( 27/07/2007 18:36)
ka ny henoko fanazavan'i dada de fort dauphin anle kilimity hono "kelikely"
19. xxx ( 27/07/2007 22:02)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
20. cutie ( 27/07/2007 22:09)
tsy mazava :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6818